Mahaliana tanora maro ny hiasa any ivelany. Tsy mora ny asa any ary mila mitandrina fatratra amin’ny mety ho fivadihan’ny tolotrasa ho fanararaotana na famarinana olombelona. Ihazakazahan’ny tanora, eny fa na ny olon-dehibe aza, ny fandehanana any ivelany hitady ravinahitra. Mikarama amin’ny vola vahiny no tena fanirian’ireo tanora, na ireo […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
Hatramin’ny faran’ny herinandro teo, 15 ny olona namoy ny ainy vokatry ny rotsakorana niseho ny 14 ka hatramin’ny 19 febroary lasa teo ary iray no naratra. 18 355 ny traboina avy amin’ny tokantrano 4 825. Mahatratra 60 214 ny olona nafindra toerana avy amin’ny tokantrano 1883 ary mipetraka amin’ny toeram-pandraisana 20. Misy trano […]
AC: Mitady ny zaza tsy nahavita vaksiny
Midina eny ifotony ny mpanentana ara-pahasalamana. Antony, mitady ireo zaza tsy mbola nahazo fatram-baksiny Penta 1 sy tsy nahavita ny andiam-baksiny hatramin’ny farany izy ireo. Miandraikitra secteur iray ny mpanentana iray ka mahavita mitety tokantrano 15 isan’andro, araka ny fanazavan’ny AC, i Gastelle, ao amin’ny fokontany Fiofio, distrikan’i Mahajanga I. […]
Ankatso II : Amboarina ny lalana 800 m2
Natomboka ny faran’ny herinandro teo ny asa fanamboarana ny lalana eny Ankatso II. Ny faritra amboarina dia manodidina ny 800 m² manomboka eo amin’ny barrière Ankatso I midina mankany Ankatso II. Hahazoana lalana maharitra sy tsara kalitao, hatao amin’ny endrika “pavé” ny ampahany amin’ny lalana ary godirao kosa ny ampahany […]
Hitohy ny rotsakorana: Faritra maromaro nahazo fampitandremana miloko mena
Tombanana mbola ho betsaka kokoa ny rotsakorana any amin’ny ilany atsimo atsinanana sy afovoany andrefan’i Madagasikara. 50 hatramin’ny 100 mm ny tahan’ny rotsakorana andrasana ao anatin’ny 24 ora. Foana kosa ny fampitandremana noho ny fahabetsahan’ny rotsakorana ho an’ny afovoan-tany. Mbola hitohy hatrany anefa ny orana amin’ny ankapobeny, hoy ny foibe […]




