Fiaraha-monina

Iray volan’ny aretina Alzheimer : mila tohana ireo ankohonana manana marary

Volana eran-tany iresa­hana ny aretina alzheimer ny volana septambra. Hanatan­teraka dinika tora-po natokana ho an’ireo fianakaviana nitaiza na mitaiza ny havany, voan’ny aretina Alzheimer na ny are­tina mitovy amin’izany ny fi­kambanana Masoandro mody, ny 2 septambra izao, eny amin’ ny foiben’ny fikambanana eny Mahazoarivo. Natao hitsinjovana indrindra ireo fianakaviana misedra […]

Antsapanana : mandà ny hiverina an-tsekoly ny mpianatra

Sahiran-tsaina ny ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’ ny kaominina ambanivohitra Antsapanana, disitrikan’ i Bricka­ville, amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra, taom-pianarana 2023-2024 izao. Betsaka amin’ireo mpianatra eny anivon’ ny CEG anatin’ny kaominina ambanivohitra Antsapanana no milaza amin’ny ray aman-dreniny fa tsy hiverina an-tsekoly intsony. Voalazan’ny ray aman-dreny maromaro fa nitovy avokoa ny […]

Olan’ny oniversite : miantso fifampidinihana sy fifanomezan-tanana ny Mesupres

Tsy mbola tena tony ny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Miantso fifanatonana eo amin’ireo tomponandrai­kitra mahefa ny Mesupres hisian’ny filaminana sy hampandroso ny fampianarana. Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambony sy ny fikarohana siantifika (Me­supres) ny alatsinainy teo, tamin’ny alalan’ny sekretera jeneralin’ny minisitera, manoloana ny zava-nitranga teny amin’ny oniversiten’Antanana­rivo, ny herinandro teo. […]

Autisme Madagascar : hanangona ny mombamomba ireo « autiste »

Hanangona ny mombamomba ireo olona manana toe-tena «autiste» na zaza na ankizy na olon-dehibe manerana ireo masoivoho sivy misy ny fikambanana ny Autisme Madagascar, araka ny fizaram-baovao nataony. Tanjona ny hahazoana lisitra ahafa­han’ny fikambanana mangataka amin’ny fanjakana ho tafiditra anatin’ireo mpisitraka ireny karazana fandaharanasa momba ny fiahiana ara-tsosialy ireny. Manentana […]

Luxury Anosiala : mampiofana zaitra avo lenta

Nidina ifotony tao amin’ny orinasa Luxury ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Vavitsara Rahantanirina Gabriella, ny faran’ny herinandro teo. Miavaka amin’ny fahaizany manao zaitra avolenta efa 23 taona ny orinasa Luxury. Manam-pikasana ny mpanorina hamindra ny fitiavana ny tontolon’ny zaitra sy ny famoronana. Antony nanokafan’izy ireo ny […]