Fiaraha-monina

Fampianarana ambony -Toamasina: 15 taona ny fakiolten’ny Fitsaboana

Nankalaza ny faha-15 taona nijoroany, nandritra ny roa andro, teto Toamasina, ny sampam-piofanana Fitsa­boana, eo anivon’ny Oniver­siten’ i Barikadimy Toama­sina. Notarihin’ny dokotera zokiolona eo anivon’ny sampam-piofanana, Ramawana­soa Marinette, sy ny teo anivon’ny fiahian’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny hetsika. “Ny fahasalaman’ny daholobe ho an’ny faritra Atsinanana” no […]

Olana ara-bola : Lasibatry ny famarinan’ olona ny tanora

Mahatonga faharefoana ny tsy fananana fidiram-bola azo antoka, indrindra tsy manana fahaleovantena ara-bola, na ho an’ny tanora na ho an’ny efa manana tokantrano. Mahatonga fiankinandoha amin’ny hafa izany ka lasa vesatra ho an’ny manodidina. “Miteraka fanararaotana ihany koa rehefa tsy manana fahaleovantena ara-bola. Maro ireo tanora malagasy no lasibatry ny […]

INDRAY MIJERY

Inspecteurs du travail 42 mianadahy no nahavita fianianana tetsy amin’ny Fitsarana tampony, Anosy. Andiany Mahomby izy ireo, niofana nandritra ny 2 taona teny amin’ny Enam Androhibe. Mitazona andraikitra eo amin’ny firenena ny Inspecteurs du Travail izay misehatra ara-tsosialy sy ara-toekarena. Ho an’ny sosialy, sady mampihatra ny lalàna mifehy ny asa […]

Minisitry ny Fampianarana teknika : Nitsidika ny faritra Atsimo Atsinanana

Nitsidika ny faritra Atsimo Atsinanana ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Rasoloa­risoa Marie Marcelline, ny herinandro lasa teo. Nijery ny fanavaozana natao tamin’ny CFP Ampanarena (Anosy Arafa) sy ny LTP Farafangana ny delegasiona. Nisy ny dinidinika hanatsarana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa niarahana ta­min’ny DRETFP […]