Fiaraha-monina

Toby famaharan’ny Tafika an-dranomasina: lehiben’ny Etamazaoro ny amiraly Tsiriniaina Gabriel

Tontosa, omaly, teo ambany fiahian’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa ny lanonana ara-miaramila telo lehibe izay samy manana ny lanjany, tao amin’ny toby famaharan’ny Tafika an-dranomasina ao Antsiranana… Notanterahina tao amin’ny toby famaharan’ny Tafika an-dranomasina ao Antsiranana. Lano­nana teo ambany fitarihan’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Jly Sahivelo […]

Fitsaboana nentim-paharazana: hamafisina ny lalàna mifehy ny asa

Nivory tetsy amin’ny Ki­anjan’ny kanto Mahamasina, ireo mpikambana ao anatin’ny Association des tradipraticiens Malagasy (Astrama), omaly. Fotoana nandini­han’izy ireo ny sata mifehy sy fifidianana ny birao vaovao mandrafitra ny fikambanana ary nijerena ny andraikitr’izy ireo eo amin’ny sehatry ny fitsaboana. Tan­jo­na ny hampahatsiahy ny lalàna sy ny didim-panjakana ary ny […]

WikiChallenge 2023 : lasan’ny EPP Behenjy ny loka 5 000 euros

Nisongadina ny EPP Be­henjy, tamin’ny fifaninanana “WikiChallenge 2023”. Na­ha­zo ny vola 5 000 euros hividianana fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra ny sekoly. Iarahan’ny Fonda­tion Orange sy ny fikambanana Wiki in Africa mikarakara isan-taona ny fifaninanana. Natokana ho an’ny an­kizy 9 ka hatramin’ny 13 ta­ona, mianatra eny anivon’ ireo sekoly efa nametrahan’ ny […]

Baba Tea Longo : manampy ny tanora hitia fanatanjahantena

Mirona amin’ny fidorohana sy fitsindronana zava-mahadomelina ny ankamaroan’ny ankizy sy ny tanora Malagasy, ankehitriny, raha ny zava-misy. “Ampiana hi­tia sy hivondrona anatin’ny fanaovana fanatanjahantena izy ireo mba hialana amin’ izany”, hoy ny filoha mpitantana ny tanora any amin’ ny faritr’Androy, Goulamaly Jacques Bruno Fils na i Baba Tea Longo, raha […]

ONG Arovy ny marary: hamerina ny hasin’ny fitsaboana sy hanampy ny marary

30 taona ankehitriny ny ONG Arovy ny marary. Tsirin-kevitra avy amin’ny mpiasan’ny fahasalamana maromaro teo anivon’ny hopitaly CHUJRA no navadika ho asa. 30 taona ny ONG Arovy ny marary (Anyma). Teraka tamin’ny faniriana hampamiratra ny ha­sin’ny fitsaboana eto Ma­da­gasikara, ny taona 1993 sy hahafahana mandray an-ta­nana ny marary rehetra. “Na­nampy […]