Ambany ny tahan’ny fanoratana ny zaza teraka eto Madagasikara, satria mahatratra 74% (araka ny fanadihadiana Ensmond 2021), ka mahatonga ny mpiray ombon’antoka amin’ny Focus Development Association (FDA) nanao hetsika amin’ny fanoratana zaza. Iray amin’izany ny Haut commissariat des Nations unies pour les réfugiés (UNHCR). « Mampitombo ny ambana hitarika amin’ny tsy […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
Loza mitatao ho an’ny firenena malagasy ny tohitra ataon’ny otrikaretina amin’ny fanafody natao hiarovana amin’izany. Niara-nanatanteraka ny fankalazana voalohany ny Herinandro natokana ho an’ny ady amin’ny tohitra ataon’ny otrikaretina ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo minisitera enina hafa : Tontolo iainana, Fambolena, Rano, Fahadiovana sy Fidiovana… Toekarena Manga, Tanora sy ny […]
Avy amin’ny sampam-piofanana teknika: Malagasy mpianatra 18 nahazo vatsim-pianarana ho any Maroka
Nanomboka ny taona 2018 ny fandefasana Malagasy mpianatra isan-taona any Maroka. 20 isaky ny andiany no misitraka ny vatsim-pianarana ary efa hiverina izao ireo nahavita fiofanana teo aloha. Notsofina rano teny Ampefiloha, omaly, ny andiany vaovao. Malagasy mpianatra 18 mianadahy nahazo ny maripahaizana bakalorea teknika ny taona 2023 (enina tovovavy […]
INDRAY MIJERY
Nandray fepetra manokana ny ATT, mandritra ny faran’ny herinandron’ny fety, hahafahana mamaha ny olana sy mampandeha ny raharaha hatrany. Mbola hisokatra ny ATT amin’ny toerana maro ho an’ireo izay hitondra taxi-borosy na taxi-be ivelan’ny lalana mahazatra ka haka ny fahazoan-dalana manokana amin’izany. Amin’izao ankatoky ny fety izao, manafatrafatra ny minisiteran’ny […]
Tsy fanjarian-tsakafo : Hivoaka ny biletà famakafakana IPC
Havaozina sy arahi-maso hatrany ny toe-draharaha mahakasika ny fiarovana ara-tsakafo any amin’ny faritra marefo indrindra amin’ny loza ateraky ny toetr’andro. Amin’ ny alalan’ny BNGRC no hanatanterahana izany mba hiantraika mivantana amin’ny faritra iasana. Jerena manokana izany ao anatin’ny toe-javatra iray ahitana fiakaran’ny tsy fahatokisan-tena ara-tsakafo noho ny fiovan’ny toetr’andro sy […]





