Fiaraha-monina

Holafitry ny vadintany : olana ny fangatahana mpitandro filaminana

“Efa an-taona maromaro no nisedra olana ny holafitry ny vadintany sy mpanao lavanty rehetra manerana an’i Madagasikara. Efa nisy ihany ny fanairana sy tatitra natao nefa tsy nisy ny vahaolana hatramin’izao”. Nohamafisin’izy ireo fa amin’ny faritra maro eto Madagasikara dia misedra olana ny vadintany amin’ny fangatahana mpitandro filaminana na mbola […]

Miantso ny tomponandraikitra : misy mivarotra ny fanafody Plumpy Nut

Misy mivarotra 1100 Ar ny fonosana Plumpy Nut iray eto Antananarivo, ary efa miparitaka amin’ny tambajotran-tserasera facebook mihitsy ny fivarotana ity fanafody ity. Araka ny fanadihadiana, mpamongady no voalaza fa mivarotra izany eto amin’ny facebook, ary misy olona maka hatramin’ny 300 isa. Fanafody hitsaboana ankizy tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika […]

Faritra Atsimo Atsinanana : nahazo tompondaka telo ho an’ny fanjarian-tsakafo

Hamafisina ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo miaraka amin’ny GIZ-Prosar izay manana tanjona hampihena ny tahan’ny olona tsy ampy sakafo eto Madagasikara sy amin’ny faritra Atsimo Atsinanana manokana. Nikarakara fifaninanana handraisana mpikambana vaovao ho tompondaka ho an’ny fanjarian-tsakafo ao anatin’ny faritra Atsimo Atsinanana ny GIZ-Prosar sy ny fikambanana ASOS. Ha­nampy amin’ny […]

Contribution et promotion vers l’avenir : tanora 104 nahazo fiofanana maimaimpoana

Ho fanampiana ny tanora hirotsaka amin’ny sehatry ny asa aorian’ny fahazoana diplaoma, manofana maimaimpoana ireo tanora manana mari-pahaizana amin’ny « comptabilité » ny Contribution et promotion vers l’avenir (CPA). Fandaharanasa hampiroboroboana ny fampananana asa no tanjona miaraka amin’ny fanofanana enim-bolana, araka ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanana CPA, Ramiaramanana Rija Francis, ny faran’ny herinandro […]