Fiaraha-monina

Fotoanan’ny ririnina : ireo toromarika ara-pahasalamana hiatrehana ny hatsiaka

Fotoana mampirongatra ny karazan’aretina ny ririnina. Maro ireo torohevitra ho fiarovan-tena hiatrehana izany sy hananana hery fiarovana matanjaka. Manoloana ny ririnina mamirifiry, manome torohevitra hiatrehana ny hatsiaka ny CHUJRA ao amin’ny pejiny hananana faha­salamana tomombana. Fotoana mahabe ny are­tina ny hatsiaka. Mora miparitaka ny gripa sy sery, covid-19 sy ny […]

Ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra : mampahatsiahy ny fepetra eny an-dalana ny ATT

Manao fampahatsiahivana ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT) momba ireo fitsipika volamena 13 hisorohana ny lozam-pifamoivoizana izay navoakan’ny federasiona iraisam-pirenena momba ny fiara. Ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra tanteraka isika amin’izao fotoana. Maro ireo olona izay handeha hiala sasatra hivoaka ny tanàna izay tsy mahazatra azy. Hamafisina ny fahamailoana rehetra sy […]

INDRAY MIJERY

Ho fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo marary manaraka fitsaboana ao amin’ny HJRA dia nohatevenina ny fitaovana. Nisitraka seza misy kodiarana ny sampandraharaha miandraikitra ny fitsaboana ireo zaza mararin’ny homamiadana ao an-toerana. Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fampiofanana omena ireo mpanentana eny ambony tambajotra sosialy ataon’ny fandaharanasa Impact, izay tanterahin’ny PSI […]

Faritra Atsinanana : hapetraka amin’ny sekoly 46 ny tolotra niomerika

Hapetraka eny anivon’ny sekoly rehetra ao anatin’ny faritra Atsinanana ny fikirakirana ny tolotra niomerika iarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny Unité de gouvernance digitale (UGD). Tanjon’ny tetikasa ny hanatsara ny kalitaon’ny fanabeazana, amin’ny alalan’ny fikirakirana ny tolotra sy fitaovana niomerika. Ma­nohana ny tetikasa ny Banky iraisam-pirenena, araka ny fanazavana azo. Hitondra […]