Hiakatra Fitsarana anio, etsy amin’ny tribonaly Anosy ny mpiasa roa avy ao amin’ny kaompania « Air France » sy « Sofitrans ». Voarohirohy amin’ny resaka « Champagnes » anakiroa izy ireo. Araka ny fanazavana avy amin’ny solontenan’ny mpiasa dia tamin’ny sidina mampitohy an’i Frantsa sy i Madagasikara no niseho ny […]
Fiaraha-monina
ESGN Moramanga : natsangana ny tetikasa “Santatra”
Matotra ny fiaraha-miasa! Tojonirina Deraina Toavina Stephano, 21 taona, tanora hofanina ao anatin’ny tetikasa “Santatra” iarahana amin’ny zandarimaria frantsay, amin’ny alalan’ny “détachement de la gendarmerie de coopération” sy ny sekoly ambonin’ny zandarimariam-pirenana (ESGN) ao Moramanga. Anisan’ireo tanora 10 mianadahy voafantina manaraka fiofanana ao amin’ny ESGN Moramanga izy. Tao anatin’ ny […]
Fokontany Amorona, Ankorondrano : nohavaozina ny sisin’Andriantany
Notanterahina omaly ny fandraisana vonjimaika ny asa fanarenana ny sisin’ny lakandranon’Andriantany, izay vitan’ny fandaharanasa PIAA andiany faharoa. Nohatsaraina amin’ny alalan’ny fandrakofana bozaka ny sisiny havia eo amin’ ny tronçon 11 teny Ankorondrano sy ny asa fanatsarana ny sisin’ny lakandrano Andriantany amin’ny ilany havia teny amin’ny fokontany Amorona, izay nahitana fihotsahana […]
Vontovorona : niverina nidina an-dalambe ny mpianatra
« Tsy mbola afa-po izahay, hatramin’izao tsy mbola nivoaka ny vatsim-pianarana roa herinandro aty aoriana ka manohy manaitra ny tomponandraikitra. Tsy misy fijerena akory ny fotodrafitrasa izay nanaovanay fitakiana », hoy ireo mpianatra niverina nidina an-dalambe indray omaly, teny Vontovorona. Tsy naharitra ela ny fitokonana fa tafiditry ny mpitandro filaminana tany amin’ […]
Faha-100 taonan’ny Antily : afondasy lehibe eny Soamandrakizay
22 marsa 1923-22 marsa 2023. Feno 100 taona katroka ny Antilin’i Madagasikara. Manetriketrika ny fanamarihana ary hisy afondasy lehibe hotanterahina eny Soamandrakizay. Nanomboka omaly, ny fankalazana manetriketrika ny faha-100 taonan’ny Antilin’i Madagasikara na ny fikambanan’ny skoto katolika. 22 marsa 1923 no nitondran’ny pretra zezoita, mompera Du Mas De Paysac, ity […]