Ho an’ i Toamasina renivohitra, tsy nisy fiantraikany na kely aza ny fandalovan’ny rivodoza Freddy, nambara fa mafy sy matanjaka. Namoizana ain’ olona iray kosa izany tao amin’ny distrikan’ i Mahanoro sy nitondra ranobe ho an’ny kaominina ambanivohitra mandrafitra azy. Ho an’ i Toamasina manokana, famantarana ataon’ny mponina matetika ny […]
Fiaraha-monina
Fiahiana ny mpianatra : hisy toeram-pitsaboana eny anivon’ny sekoly
Apetraka eny anivon’ny sekoly ny toerana manokana handraisana ireo mpianatra tojo tsy fahasalamana an-tsekoly. Amin’ny alalan’ny ofisy nasionaly misahana ny fisorohana ny voina an-tsekoly (Onapascoma) no hahafahana manatanteraka izany. Anisan’ireo fototry ny tsy fahombiazan’ny mpianatra ny olana ara-pahasalamana, ka izany indrindra no nametrahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny tetikasa « Tsinjo fahasalamana […]
Toetry ny andro : hiverina ny volonandro fahavaratra
Sisan-drahona nentin’ny rivodoza Freddy nanakaiky an’i La Réunion ka natosiky ny rivotra aty amin’ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara no miteraka ny orana ao Atsinanana sy Alaotra Mangoro ary Analamanga, omaly. Hisava izany anio ka hiverina ny andro maina. Nitombo hery ilay rivodoza Freddy ka lasa « tempête tropicale modérée ». Omaly […]
Vokatry ny rivodoza Freddy : fito ny olona namoy ny ainy
Nitombo ho fito ny olona namoy ny ainy vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Freddy. Ankoatra ny olona efatra lasan’ny rano sy nianjeran’ny trano tany Mahanoro sy Ambalavao, misy olona telo hafa maty an-drano koa tany amin’ny fokontany Ampasimbola, distrikan’i Nosy Varika sy tany amin’ny fokontany Ambohitsara Atsinanana any Mananjary ary tao […]
CUA – Fahasalamana manakaiky vahoaka: nahazo fitsaboana maimaim-poana ny mponina
Fahasalamana manakaiky vahoaka, tolotra maimaim-poana ho an’ny mponin’ Antananarivo. Tonga maro nisitraka izany ny zaza amam-behivavy teny amin’ny firaisana I, fokontany Andranomanalina. Naharitra 5 andro ny hetsika. Nanomboka ny alatsinainy teo ary mifarana anio. Mahaliana ny olona ny hetsika satria maimaim-poana avokoa ny fanatonana mpitsabo sy ny fanafody omena. Tonga […]