Manomboka amin’ity taona ity, zaza herintaona ka hatramin’ny 5 taona tsy nisitraka vaksiny mihitsy no ezahina hatao. Miisa 1 224 738 izy ireo, anatin’ny distrika 56. Hanomboka ny 17 ka hatramin’ny 21 jona izao ny hetsika fanaovam-baksiny ho an’ireo zaza sy ankizy voalaza ireo. Ny 2 ka hatramin’ny 12 jolay, […]
Fiaraha-monina
Baies roses: manomboka ny taom-piotazana
Notanterahina tao amin’ny kaominina Mandiso, distrikan’i Taolagnaro, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana ny vokatra baies roses, ho an’ity taona 2024 ity. Voalohany indrindra amin’ireo kaominina manana vokatra tsara sy betsaka ao amin’ny distrikan’i Taolagnaro i Mandiso ary mitana ny laharana faharoa maneran-tany. Ny faritra Anôsy miaraka […]
Tetikasa « e-Jery by Telma » : hampidirana ny ankizy amin’ ny tontolon’ny niomerika
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, afakomaly, tetsy amin’ny Maison du numérique Ambatonankanga ny tetikasa “e-jery by Telma”. Tetikasa iarahan’ny Telma Madagascar sy ny Maison du numérique miasa. Hetsika ahafahana mampianatra ny ankizy sy zaza malagasy ny tontolon’ny sehatry ny haitao ara-kajy mirindra, izay atao etsy amin’ny Maison du numérique ny tetikasa. […]
INDRAY MIJERY
Hihoatra ny 1,5°C ny fitomboan’ny hafanana eo anelanelan’ny 2024 sy 2028, araka ny vinavina fanairana nivoaka avy amin’ny tatitry ny Fikambanambe maneran-tany misahana ny toetry ny andro. Manasongadina ny tatitra fa mahamaika ny hetsika momba ny toetr’andro. Manomana sy mitsinjara ireo valopy asiana ireo laza adina ho an’ny taranja tsirairay […]
Anosizato Atsinanana I : «Miara-mandray andraikitra», hoy i Jean Nirina
Hametraka fanamby goavana ho an’ny mponina eo anivon’ny fokontanin’Anosizato Atsinanana I ny sefo fokontany, Rafanomezantsoa Jean Nirina. Anisan’izany ny hanaovana ny fokontany ho mpitarika amin’ireo fokontany rehetra manerana ny Nosy. Tanjoko ny hametraka fampandrosoana mivantana sy haingana manaraka ny Politika ankapoben’ny fanjakana, araka ny fandaharan’asa napetraky ny filoha Rajoelina. Nambarany […]




