Fiaraha-monina

Androy, Anosy, Atsimo Andrefana : ampiasana “drone” ny famatsiana fanafody

Nampiofanina mikasika ny teknika fandefasana sy fandraisana ireo fanafody, alatsaka amin’ny alalan’ny « drone », ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana ao amin’ny CSB sy ny mpi­andraikitra ny Phagedis ao amin’ny faritra Androy, Anosy ary Atsimo Andre­fana. Anisan’ny alefa amin’ ny « drone » ny karazana fomba fanabeazan’aizana mba tsy ho tapaka ny fama­tsiana na eo […]

EAMP: mpianatra 20 nankasitrahana

Notoloran’ny masoivoho amerikanina, Claire A Pierangelo, mari-pankasitrahana ireo mpianatra 20 mianadahy nahavita fiofanana momba ny fampianarana teny anglisy. Nandritra ny roa taona ny fiofanana narahin’ireo tanora. Tafi­ditra ao anatin’ny tetikasa “English Access Microsco­larship Program” (EAMP) no nahafahana nanatanteraka izany. Mpianatra 20 mianadahy avy amin’ny Lycée Jean Joseph Rabearivelo, Lycée Andohalo, […]

Fokontany Ouest Mananjara : nahazo fanafody sy fizaham-pahasalamana ireo traboina

Tonga nitsidika sy nankahery ireo traboina teny amin’ny fokontany Ouest Manan­jara, Tana IV, vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny profesora Randriama­nan­tany Arivelo Zely, omaly. Nasongadiny fa eo anilan’ny vahoaka mandrakariva ny fitondram-panjakana ary mitondra ireo anjara biriky tandrify azy avy ny ministera sy ny andrim-panjakana isan-tsokajiny […]

Taorian’i Cheneso: Nihetsika ny tily

Nanamarika ny Andro maneran-tany ho an’ny fa­nabeazana tamin’ity herinandro ity ny hetsika Skoto-Tily eto Madagasikara. Nomena lanja manokana ny andraikitry ny fikambanana amin’ny fanabeazana sy ny vokany eny anivon’ ny fiarahamonina. Feno 100 taona amin’ny taona 2024 ny hetsika skotisma Tily eto Madagasi­kara. Nahazo ny fankasitrahana manokana tamin’ny filoham-pirenena Philbert […]