Resabe tamin’ny tambajotran-tserasera sy eny anivon’ny fiarahamonina ny firongatry ny olona maty tanora. Betsaka ireo folaka an-dantony, antsoin’ny “Ray” manomboka eo amin’ny fahatelopolo taona. Tena mahonena sy mampametra-panontaniana. Nahoana no sompatra loatra ilay fiainana, mamela kamboty sy mananontena tsy ” lera” ? Ny tena loza, zary maro ny ray […]
Indraimbava
Fa(ha)matorana politika
Hanao ahoana ihany ny ho vokatr’izao fifidianana depiote izao? Eo ny vahoaka hoe tompom-pahefana sy tompon’ny teny farany handinika, hitsara, hanapa-kevitra. Azo anombanana izany ny fampielezan-kevitra? Samy manana ny fomba fiadiny ireo vondrona na vovonana politika mbamin’ny kandidà; eny, na ny tsy miankina aza. Izay hahazoana ny vaton’ny mpifidy […]
Ny mahery tsy maody…
Tao anatin’ny andro vitsivitsy, nivadika tanteraka ny toetr’andro. Toa efa niampita any amin’ny andro ririnina isika eto Madagasikara, indrindra ny eto an-drenivohitra. Toraka izany ny any amin’ny manodidina. Vanim-potoana mampirongatra ny karazana areti-mifindra no dikan’izay. Indrindra ny gripa mahery, na ireo aretina hafa mahazo ny taovam-pisefoana. Mila mitandrina ny […]
Depiote modely!
Fifidianana aloha izao no malaza dia drindran’Ingilo ihany koa ny resabe manodidina izany. Anisan’ny mahabe resaka, nanomboka afakomaly, ny fitetezam-paritra ataon’ny mpitondra anatin’ny andro fanaovana fampielezan-kevitra. Mirarakompana ny fitokanana zava-bita. Lohalaharana ny any amin’ny faritra izay heverina fa mampatanjatanjaka ny mpifanandrina, indrindra ireo zanaka an-trano natosi-bohontanana. Hita fa miridana […]
Na pao-droa na votso-droa!
Mitohy ny fampielezan-kevitra manerana ny Nosy. Izao vao tena miakatrakatra ny maripana. Izay any ifotony moa tsy tena hita mivantana fa ny eny amin’ny tambajotran-tserasera dia manodoka izay tsy izy. Izay mivoaka toa babany avokoa. Raha ny fitazanana azy rehetra sy ny vahoaka miaraka maka sary dia samy handrombaka […]




