Avo lenta loatra ilay kajikajy any anatin’ny filalaovana politika eto Madagasikara. Mibaribary fa viraviraina ilay vahoaka. Lalaovina ny fony, tsinontsinoavina ny hambom-pony ka atao sorona ny ainy. Mafy loatra ny fitiavam-pahefana ka tsy mahandry tantana. Mipololoatra toa tsy hay vonoina ny vainafon’ny fankahalana ka mitrifana. Indrisy anefa, mirona amin’ny […]
Indraimbava
Tsy maintsy milamina !
Miseholany etsy sy eroa indray ireo misora-tena ho tsy miandany amin’ny atsy na ny aroa. Misy ny vondrona izay mipoitra ho mpampihavana tampoka izany. Misy ny milaza ho raiamandreny rehefa tsy hita popoka ny mpitondra fivavahana, izay natao an-tampon’ny loha teo aloha. Ny vazaha rahateo efa nanambara mazava fa […]
Fen’antitra…
Tena mahavery tanteraka any anatin’ny famakafakana ilay fivoaran’ny raharaham-pirenena, eto Madagasikara. Tampoka teo, nivoaka ny maha vazaha ny kandidà sasany no voasambotra izy. Tsy misy mahalala izay tsiambaratelon’ny famotorana azy any fa mahavarina ny zava-niseho. Iretsy kandidà namana izay mbola milaza ihany koa fa manohy ny tolona ary mitaky […]
Hevi-potsy, hevi-petsy…
Amin’ny Malagasy, tsy tsara loatra ny fotsy afa-tsy amin’ny hoe fotsy nify, fotsy volo, fotsy kotro (tany lonaka), vary fotsy… Taty aoriana, niampy ny hoe tandindon’ny fahadiovana ny fotsy. Saika hafahafa na ratsy ny hoe fotsy angola, fotsy fanahy, fotsy feo, fotsy rora, fotsy tsinay, mandry fotsy, fotsy maso, […]
Miandry mahazo
Inona no havoakan’ny anio? Hafahafa ny ambana! Misary mampatahotra sy mampihoron-koditra izany. Samy miziriziry haneho ny heriny, iretsy milaza fa tsy mila fifidianana sy ny efa manao fampielezan-kevitra. Ny andaniny efa iraha-mahalala fa tsy miraharaha fitondram-panjakana mijoro sy ny lalàna fa manao izay danin’ny kibony. Ny ankilany mampibaribary ny […]