kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Volana jona, « Volan’ny ankizy ». Na ankalazaina isan-taona aza io volana io, maro ny fitakiana ataon’ny ankizy malagasy manana endrika fampirisihana avy any ivelany. « Omeo anay ny zoanay », « aza kapohina intsony izahay »… Raha ny fifamatorana eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka, ny fanabeazan’ny Malagasy ny zanany, tsy tokony hipoitra akory […]

Fampahafantarana ny boky « Fandrotrarana »: Sokafana ny faha-25 taonan’ny Havàtsa-Upem

Tontosaina anio tolakandro, etsy amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny fanokafana ny faha-25 taonan’ny Sampana Havà­tsa-Upem Arivonimamo. Ny fampahafantarana ny boky «Fandro­trarana» no vontoatin’ny fandaharam-potoana amin’izany. Hisy ihany koa ny fiantsana to­nonkalo sy dinika iarahan’ny mpanatrika sy ny mpikarakara. Raha tsiahivina, mirakitra amboara tononkalo ity boky ity. Tononkalo mahatratra 80 […]

Kabary : 20 taona ny Fi.Mpi.Ma Antananarivo

« Iray volan’ny teny malagasy ». Ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny Faritany Fikambanan’ny mpikabary malagasy eto Antananarivo. Hanatanteraka diabe hanodidina ny farihin’Anosy, ho fanokafana ny fankalazana ny « Iray volan’ny teny malagasy », ireo mpikambana, ny 7 jona ma­nom­boka amin’ny 9 ora maraina. Ny tolakandro kosa, hisy ny lanonana fianianan’ny filohan-tsampana sy fandraisana […]

Faha-100 taonan’i Randja Zanamihoatra: Kasaina hampahafantarina ireo asa sorany tsy mbola nivoaka

28 taona taorian’ny nahafatesany, mbola maro ireo asa soratr’i Randja Zanamihoatra no tsy fantatry ny besinimaro. Kasaina havoaka izy ireny, mandritra ity fankalazana ity. “Eny ho’aho, Ramala­gasy! Malagasy be fivoarana! Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana! Tsy hanozona ny Ntaolo n’inona n’inona natao Saingy masina ny sata izay […]

TARATRY ny KANTO

Tsy handray anjara indray amin’ny “Festival Tsika Jiaby” andiany faharoa any Paris, Frantsa, ny tarika Stéphanie. Fanambarana izay nataon’ny mpikarakara ny tarika omaly io. Tokony ho anisan’ireo mandray anjara ny alatsinainy 9 jona mantsy ry Stéphanie. Nilaza fa mbola hanazava ny antony amin’ity herinandro ity ny tarika. Silo mihira Mahaleo. […]