« Mizara hafaliana », seho ho fanampiana sy fanatsarana ny fotodrafitrasa handraisana ny zanaky ny sahirana. Fa, seho hitondra hafaliana koa satria tarika sy mpanakanto sangany no handray anjara. Antoko mpihira Miantsa magis, tarika Haga amin’ny endriny feno, Mamina Kanto Gasy sy Ravaka. Tarika sy mpanakanto samy miezaka ny hanandratra […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Hoentina any Antsirabe ny Mampangidihidy « Z ». Teatra poetika nosoratan’i Avelo Nidor, anisan’ny maro mpankafy izy ity ka izay no nahatonga ny Faribolana Sandratra Betafo hikarakara ny hetsika. Ao amin’ny Tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina Akon’Ankaratra no hanatanterahina izany ny sabotsy 23 novambra izao manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Mbola tsy […]
Filamatra Matokia : «Faly aho niaro ny voninahitr’i Madagasikara»
Namirapiratra teo amin’ny iraisam-pirenena indray ny zavakanto malagasy. Rariny raha toa ka fitsenana manetriketrika no natao an’i Filamatra Matokia, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, omaly. Tonga maro ireo mpitsena, izay efa mpankafy sahady an’i Filamatra Matokia. « Falibe aho fa afaka niaro ny voninahitr’i Madagasikara, ka nitondra ny amboara nody. Sarotsarotra tamin’ny […]
Opération Bokiko : tanjona ny hampahafantatra ireo tranomboky
Toerana ahitana fahalalana sy fahaizana maro samihafa ireny tranomboky ireny. Somary very anefa ny maha izy azy ireny ankehitriny. Izany indrindra no tanjon’ny hetsika “Salon du livre en milieu rural”. Tanterahina any amin’ny Kaominina Andriampamaky, ny 22 novambra 2024, ny hetsika “Salon du livre en milieu rural”. « Ny tranomboky sy […]
TARATRY ny KANTO
Tontosa ny sabotsy 16 novambra teo, tao amin’ ny efitrano malalaky ny Havoria Anosy, ilay fampisehoana « Redombe fahatsiarovana » nokarakarain’ny Sehatra Bagasy. mihoatra ny folo ireo tarika nandray anjara tamin’ ity: Solika, Ndriana Ramamonjy, R’Imbosa, Lala Doris, Ny Angola Itokiana, Tsi’Ahy, Ny Antsa Mikalo, Karoka Dinarson, Kolibera ary ny fianakavian’ireo mpamoron-kira […]




