kolon-tsaina

IFM – Taona 2025: hisantatra ny hetsika ny « Taombaovao »

Ny sabotsy 18 janoary izao, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Hotanterahina ao amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely ny hetsika « Taombaovao ». Fotoana hampahafantarana ihany koa ny teny filamatra sy fomba fiasa vaovao eo anivon’ ity foibe kolotoraly ity: « Cul­tuver demain », sady hanomezana rahateo ny fandaharam-potoana hotanterahina eny […]

Fiovana any ifotony: ilaina ny fananana trano kolotoraly

Manana kolontsaina sy zavakanto maro i Madagasikara. Mazana, anefa, ny hampahafantatra izany eo amin’ny sehatry ny firenena sy ny iraisam-pirenena no maha maika ny « mpanakanto ». Anisan’ny paikady ampiasaina maneran-tany, ahitana fivelarana haingana ny fiaingana any ifotony. Ho an’ny rafitra efa misy, tokony hisy trano kolotoraly ho fanandratana ny kolontsain’ilay toerana […]

Ratsy fototra: tsy mahalala ny tenany ny Malagasy

Antony iray mahatonga ny Malagasy « hitsingevana » amin’izay rehetra ataony, ny tsy fahalalana ny tantara. Mitombo isa miandalana, ohatra, ny Malagasy tsy mahafantatra akory ny tanin-drazany fa mialokaloka hatrany amin’ny hoe : « Malagasy aho, noho izany, Madagasikara no tanindrazako ». Tsy diso, saingy, tsy ampy. Ao koa ireo tsy manana intsony ny ambanivohitra […]