kolon-tsaina

Volan’ny teny malagasy : mila omena sehatra ny mpikaroka

Isaky ny volana jona, voatsiahy hatrany ny hasin’ny teny malagasy. Maro ny hetsika ho fanamarihana na fankalazana ny volana ho an’ny teny malagasy. hatramin’izao anefa, tsy mbola hita mivaingana loatra ny vokatr’ireny. Antony iray mahatonga izany ny tsy fahazoan’ny mpikaroka sehatra lehibe ahafahany mivelatra. Saika mijanona hatreo amin’ny famoahana boky […]

Nisokatra ny fankalazana… : Boky “Hiram-bavaka”, tsangambaton’ny faha-100 taonan’i Rado

Feno zato taona amin’ity ny nahaterahan’Andriaman­tena Georges na i Rado… Tsy avelan’ny fianakaviany akaiky sy ny fianakaviamben’ny zava-kanto amin’ny ankapobeny handalo fotsiny izany, fa homarihina ho fanomezam-boninahitra ity andrarezin’ny literationa, nanamarika va­nim-potoana maharitra ity. Nosokafana omaly, ny fankalazana, tao amin’ny efitrano Rado ao amin’ny Tra­nombokim-pirenena, Anosy. Rariny loatra satria toerana […]