kolon-tsaina

Sokaf’hehy : maka toerana ny Stand-up

Tontosa ny alarobia 15 marsa 2023, teny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely ny hetsika “Sokaf’hehy”. Ny vondrona Sandix no mikarakara ny hetsika miaraka amin’ny mpanao Stand-up. Eo ihany koa ny CGM, izay miara-misalahy amin’ny rehetra ho fampiroboroboana ny kolontsaina sy ny fitaizana ny tanora. Tan­jon’ny mpikarakara ny hetsika, amin’ny ankapobeny […]

Kolontsaina maroloko : hiverina indray ny “Festival Miaraka”

Hisy indray ny hetsika anisan’ny manana ny maha izy azy, ahafahan’ny mpahay kanto sy mpandala kolontsaina samihafa miara-maneho ny kantony sy ny kolontsaina amina fotoana iray. Tafaverina ny hetsika rehefa tsy nisy tao anatin’ny fotoana vitsy, tokony hisiany. Hotontosaina ny 3 ha­tramin’ny 8 avrily 2023, eny amin’ny Alliance Française Andava­mam­ba […]

Henry Ratsimbazafy 90 taona : hahazo laka ireo hira efa fantatra

Anisan’ny nisongadina tamin’ny tafa nifanaovan’ny mpanao gazety tamin’i Hen­ry Ratsimbazafy, omaly, ny nilazany fa maro ireo mpanakanto efa niara-nihira ta­miny. Misy amin’ireo no ho avy eny amin’ny CCEsca Antanimena, mandritra ilay seho hotanterahina ny 2 avrily izao. Tsy hisy ny hira vaovao hokaloina fa hahazo laka ireo hira efa fantatry […]

Hetsika “Songadina” : mahaliana ny Malagasy ny kolontsainy

Tontosa ny talata 14 marsa 2023, teny amin’ny Ivontoe­ran’ny kolontsaina malagasy na IKM Antsahavola, ny atrikasa mahakasika ny dihy “Baohejy”. Tafiditra ao ana­tin’ ny hetsika “Songadina” fampahafantarana ny kolon­tsaina sy fomba amam-panao mampiavaka faritra sy fari­tany iray izy ity. Ny faritanin’i Maha­jan­ga sy ny faritra Sofia no nampahafantarina teto. “Ko­lontsaina […]