kolon-tsaina

Madagascar Mozarteum: hiaka-tsehatra ry Quatuor Squad

Tafiditra ao anatin’ny an­diany faha-136 ny «Con­cert classique de midi». Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely amin’ny talata 14 febroary izao, ma­nomboka amin’ny 1 ora tolakandro tsy diso, ny Quatuor Squad miaraka amin’i Tohy Ramaroson hitendry ny «contrebasse». Fandaharam-potoana nomanin-dry zareo amin’izany ny famelomana ny sanganasan’i Ludwig […]

Zarasehatra : raikitra ny «Asarama­nitra bagasy»

Tontosa ny atrikefa bagasy. Hiroso amin’ny zara sehatra indray ry zareo ao amin’ny Sehatra Bagasy. Hiavaka ny amin’ity volana febroary ity satria ao anatin’ ny «Asaramanitra bagasy» no hanatontosana izany, ny tolakandron’ny asabotsy 11 febroary izao ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola. Nanatanteraka antso ho an’ny tarika, mpanakanto mandeha […]

«Ity foko ity»: hiara-hihira ny fitiavana i Rija R. sy Bodo ary Nate Tex

Hanjakan’ny tsikombakomba. Izay raha tarafina tamin’ny famerenana ny mety ho endrik’ilay fampisehoana “Ity foko ity”. Hihira ny fitiavana manontolo ireo mpanakanto miara-mamolavola izany… “Andao hifampizara fitiavana”, hoy ny fanentanan’ireo mpanakanto. An­isan’ny seho goavana amin’ ireo maromaro entina hanamarihana ny “Saint Valen­tin” amin’ity ny “Ity foko ity”, iarahana amin’i Rija Ramanantoanina, […]

Fampiratina roa sosona : tombony ho an’ny mpankafy hosodoko

Hahazo tombony maro ny mpiangaly sy mpankafy hosodoko amin’ity volana febroary ity. Hetsika goavana avokoa no hotanterahina. Etsy anki­lany, misy ny varotra fampi­rantina tanterahin’i Guy Pra­del eny amin’ny Institut Fran­çais de Madagascar na IFM Ana­lakely. Manomboka anio, hifarana amin’ny 25 febroary 2023. Etsy andanin’izay kosa, manatanteraka varotra fampirantina eny amin’ny […]