Fotoana manaraka ho an’ireo mpankafy ny mozika mavesatra. “Metal scène 2024”, hotontosaina ny 30 jona ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ny eny amin’ny Kianja Maitso Analamahitsy. Tarika telo efa manana ny lanjany eo amin’ny mozika metal no hifampizara sehatra mandritra izany: ny tarika Apost, Iniah ary Manïa. […]
kolon-tsaina
Mandray anjara amin’ny hetsika ny tarika LohArano
Hetsika lehibe ho an’ny tontolon’ny gadona metal sy Rock maneran-tany , atao isan-taona, ny « Hellfest Open Air Festival ». Miditra amin’ny andiany faha-17 izany amin’ity taona ity. Tanterahina ao Clisson Frantsa, ny 27 hatramin’ny 30 jona 2024, ny «Hellfest Open Air Festival». Hetsika lehibe eo amin’ny tontolon’ny mozika mavesatra, […]
« Art oratoire »: hisy ny « Festival de la Parole 2024 »
Efa manomana sy eo am-pikarakarana ny «Festival de la Parole 2024», ny tomponandraikitra. Anisan’izany ny «Club d’art oratoire et Débat» (CAOD), avy ao amin’ny sampam-piofanana Lalàna sy siansa politika eny Ankatso, miaraka amin’ny mpanohana maro. Lohahevitra hovoizina mandritra izany ny hoe «Fetsival de la Parole : Une plateforme pour le […]
Zavakanto sy mozika: hiseho any Miarinarivo ny Jazz Club CGM/GZ
«Hetsika ara-javakanto sy concert de jazz». Lohateny sady lohahevitry ny hetsika iray karakarain’ny Jazz Club CGM/GZ Antananarivo sy ny ankizy ary ny tanora tezaina ao amin’ny centre Alabri Miarinarivo Itasy. Amin’ny ankapobeny, hanana endrika fanabeazana feno, hatrany, ity hotanterahina amin’ny sabotsy 29 jona, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, […]
Vanim-potoana ankehitriny: tsy manan-kambara ireo mpikirakira kolontsaina
Miova atsy, miova aroa ! Samy manana ny « Afindrafindrao »-ny, ny tsirairay. Mitompo teny fantatra ny sasany. Samy maneho ny heviny manoloana tranga iray. Mahay sa tsy mahay ny zavatra resahiny izy ireny? Fa nankaiza ireo « tompon’ny kolontsaina »? Ny «Miteraha fito lahy sy fito vavy», lazaina fa […]




