Maro ireo nahatsiaro ny fahazazany vao maheno ny anaran’i Paul Congo… araka ny vaovao nampitain’ny fianakaviany, nodimandry ny marainan’ny asabotsy teo tany Antsiranana i Jaoravoana Paul. Anarana sy feo tsy zoviana amin’ny maro, satria dia raiki-tapisaka ao ampara-hatoka ireo angano notantarain’i Paul Congo. Nanomboka tao amin’ny radio Varatraza Antsiranana, avy […]
kolon-tsaina
Guy Pradel : misokatra ny fampirantina
Tontosaina anio ny fampisehoana haikanto ho amin’ny varotra fampiarantina ataon’ny Guy Pradel. Eny amin’ny Institut Français de Madagascar na IFM Analakely ny 7 hatramin’ny 25 febroary 2023 no hanatanterahina ity varotra fampirantina ity. Ity hetsika ity no entina hanokafana izay varotra fampirantina izay. Tombony manokana ho an’ny Malagasy, indrindra ny […]
Tontosa ny seho goavana… : namoaka DVD ho tsangambato ny TMI
Fararanon-danonana ny teny Mahamasina, omaly… Ankoatra ny tao amin’ny kianjabe mantsy, hipoka olona ihany koa ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina, tonga nanotrona sy njery ny seho goavana notontosain’ny Tanora Masina Itaosy. Seho izay nentin’izy ireo namaranana ny fankalazana ny faha-30 taona io, ka notontosain’izy ireo ny fanamby amin’ny hampiavaka […]
“RDJ Mozika”: Mad Max, “Mpanakanton’ny taona 2022”
Zava-dehibe hoan’ireo mpanakanto ny fankasitrahana… Mandrisika azy ireo hanome ny tsara kokoa hatrany ny antom-pisian’ny “RDJ Mozika”. Hoan’ny andiany 2022, nibata ny sokajy misongadina indrindra i Mad Max. “Mpanakanton’ny taona 2022”. Lasan’i Mad Max izay anaram-boninahitra anisan’ny nandrandrain’ireo mpanakanto maro izay, nandritra ny “RDJ Mozika 2022”. Tontosa ny alin’ny zoma […]
Marovoay : tsy nisy fikarakarana nandritra ny taona maro
Nandalo tany amin’ny distrikan’i Marovoay sy ny kaominina Ankaboka ny delagasiona notarihin’ny Filoha Rajoelina omaly namangy ireo traboina any an-toerana. Nanolotra fanomezana ho an’ ny traboina, vary sy kojakoja samihafa . Hatramin’ny ben’ny Tanàna ao Ankaboka nahazo moto sy ordinatera, ny mpamboly nomena masomboly. Tsy mahagaga raha nolazaina fanombohan’ny fampielezan-kevitra ny […]