Manomboka liana amin’ny zavakantony sy ny kolontsainy ny tanora malagasy. Ekena, saingy mbola misy tranga mandeha ila ao ambadibadika ao rehefa jerena akaiky. Ilay fametrahana ny laharam-pahamehana no toa manalasala be ! Raha mbola fihinin’olon-tokana na ampahana olona vitsivitsy ny fampivelarana ny zavakanto, sarotra sy mbola ho ela vao hahita fivelarana. […]
kolon-tsaina
Tantara an-tsary Efa any Angoulême ry Dwa…
Dwa, Catmouse ary i Rolling Pen no hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ny “Festival d’Angoulême”. Hetsika goavana indrindra mahakasika ny tantara an-tsary sy ny sariitatra izy ity, izay miditra amin’ny andiany faha-50, manomboka anio hatramin’ny alahady izao. 4 andro anatin’ny tontolon’ny tantara an-tsary tanteraka, satria hisy fampirantiana, adihevitra, fifaninanana ary […]
Boky vaovao… Nivoaka ny « Ohabolana. Kolo saina ho an’ny ankizy 2»
Narahina ny lamina rehetra amin’ny famoahana boky… Nivoaka ny « Ohabolana. Kolo saina ho an’ny ankizy 2 », nosoratan’Andrianimerina Hobiana. Boky 40 pejy ahitana ohabolana 18 isa, natao ho fitaovam-pibeazana sahaza ny ankizy 10 taona ka hatramin’ny 13 taona. Ampiasain’ny mpanoratra hampitana ny hafatra fonosin’ny ohabolana tsirairay ny nametrahany ireto fizarana miisa […]
Noho ny toetr’andro : mihena ny mpitsidika ny Musée de la photo
Iray amin’ireo toerana manana ny lanjany eo amin’ ny firaiketana ny tantaram-pirenena ny Musée de la photo, eny Anjohy. Nahitana fihenany anefa ny isan’ny mpitsidika eny an-toerana, noho ny faharatsian’ny toetr’andro. Nanomboka tany amin’ny fiandohan’ny taona 2023, nahatratra 75 isan’andro ny mitsidika ireo tahirin-tsary mirakitra tantara eny an-toerana. Vao nanomboka […]
IFM Analakely : hiavaka ny hetsika “Taom-baovao”
Notanterahina teny amin’ ny Institut Français de Madagascar na IFM Analakely, ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, ny talata 25 janoary 2023, niresahana mahakasika ny hetsika “Taom-baovao”. Hetsika hifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao sy hifampirarina ny soa sy ny tsara ho an’ny fianakaviamben’ny IFM. Eo ihany koa ny hanaovana tatitry […]