kolon-tsaina

Ranty saripika: 15 taoana ny Madagaslam

Taorian’ny fifaninanana na­sionaly teo amin’ny «Slam » nahafahana namantatra ny tompondakan’i Ma­da­gasikara. Mitohy amin’ny fampirantina, ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny fikambanana Madagaslam. Eny amin’ny Ivontoeran’ny Ko­lon­tsaina Malagasy na IKM Antsahavola no hanatanterahana izany. Hetsika nanomboka ny 2 desambra ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 23 desambra 2022. «Tanjona ao anatin’izao ny […]

Haikanton’ny ankehitriny: hotokanana ny trano vaovaon’ ny Fondation H

Manohana amin’ny fampivelarana ny mpanakanto sy ny zavakanto malagasy ny Fondation H. Misongadina ao anatin’izany ny kanton’ny ankehitriny. Fantatra fa mampitombo ny sehatra ivelarany amin’io andraikitra iantsorohany io ry zareo. Rehefa nohavaozina sy nasiam-panamboarana tao anatin’ny roa ta­o­na… Hotokanana ny 28 avrily 2023 izao, ny trano vaovaon’ny Fondation H, etsy […]

“Gospel Song competition” : Raikitra ny famaranana…

Hotanterahina ny alahady izao eny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy, ny fa­maranana fifaninanan-kira “Gospel Song competition”, ho an’ny eny Atsimondrano. Hifaninana amin’izany ireo antoko mpihira miisa valo nisafidy ny hanao Gospel raha hanao ny “Open” kosa ireo antoko mpihira valo hafa. Hi­faninanana amin’izany ny hira iray noforonina ary ny iray hira […]

Fiarovana ny tontolo iainana : hamoaka mpikabary ny Club Vintsy Famelona

Mihasimba ny tontolo iainana. Mila sahy sy mahay mandaha-teny ary maharesy lahatra ny fanarenana sy fiarovana ireo sisa tsy rava. Mila asandratra sy omen-danja sy hasina ny kolontsaina malagasy. Ireo mitambatra no anisan’ny nanosika ny Club Vintsy Famelona, ao amin’ny departemanta jeografia, fakiolten’ny teny aman-tsoratra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo hivoy sy […]

Kolontsaina Malagasy: mampahafantatra ny vakoka nentim-paharazana i Lovatiana Harinaivo

Mampiavaka ny firenena iray ny kolontsaina ananany. Maro ny firenena manary ny kolo­tsainy sy ny hasiny manoloana ny fanatontoloana. Maro koa anefa ny firenena mandroso miaraka amin’ny fanajana ny kolontsainy. Ao anatin’ny famerenan-kasina sy fampianarana ny fomba amam-panao sy soatoavina malagasy ny mpitahiry ny hasim-piandrianan’i Mada­ga­si­kara amin’izao fotoana izao. Misy […]