kolon-tsaina

Tontolon’ny hatsikana: miezaka maka ny toerany ny mpanao « Stand-up »

Maro ny ezaka ho an’ny mpanao « Stand-up » Malagasy. Ilay karazana hatsikana nataon’ireo zoky teo aloha foana mantsy no tonga ao an-tsain’ny olona raha vao mijery hatsikana, hany ka lasa diso fanantenana izy ireo vao « stand-up » no atao. Natao teny amin’ny « Cercle Germano-Malagasy » na CGM Analakely, ny alarobia,  16 novambra 2022, […]

Efitrano Dox: haseho an-tsehatrany “Tonony ho hira”

Haseho an-tsehatrany “Tonony ho hira” iarahanaamin’iHajiaFarany, anio 16 novambra, manombokaamin’ny2oratolakandro, etsyamin’nyTranombokim-pirenenaAnosy, efitranoDox. Mandritraizany, hifanindran-dalananytononkalosyhira, izayiarahana amin-dry Dinah Nt, Mirindra, FoMivetso, FinaritraSarobidy , Ma Andrianiaina, MiangalySoratra, EdenaHisambarana, DiamondraLiantsoa, SarobidyOfisialy, TanjonaNomenjanahary, Jacky synyTalentany. Mandritraizanydiahisyboky “Aferontany” nosoratan’iHajiaFarany. Tsangambaton’nympanoratranyboky, aryanisan’nyantonyiraymahaizyazynympanoratraihanykoanysanganasa. Misyeoamin’ny 60 pejyeonyboky “Aferontany”, izayahitanatononkalo 67 isaaoanatiny. Mpanoratra manana nymahaizyazyihanykoanynanaonytenyfanoloranadia Ny IrakaRambolamanana.Tazanaaoanatin’itybokyityireotononkaloanisan’nynahafantaran’nymaroan’iHajia, rahatsyhilazaafa-tsyny”Epistily”,”Sambo ory”,”Nenti-maty”…. […]