kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Hanomboka anio ny fankalazana ny Alahamady. Vohitra maro eto Imerina no mbola mankalaza izany, indrindra ireo any ambanivohitra lavitra. Ho an’ny eny Anosimanjaka manokana, hisy ny arendrina toy ny mahazatra, anio alina. Rahampitso kosa ny ivon’ny fankalazana, eo an-kianja. Hofaranana amin’ny ady hiragasy izany ny alakamisy. “Les soirées classiques”. Io […]

Kabeson’ny Ampanjaka Toera: hatao ny fomba rehetra amin’ny famerenana azy

Miroso hatrany. Nivory tetsy amin’ny Havoria, ORTM Anosy, ny komity manokana misahana ny fampodiana ny kabeson’ny Ampanjaka Toe­ra, omaly. Nidinika ny dingana manaraka tokony harahina izy ireo, na araka ny lalàna na araka ny fomba. Fantatra mantsy fa hatao daholo ny fomba takina amin’ny zavamanan-kasina toa izao. Tsy maintsy hapetraka […]

FIFOI 2024 : mandray anjara i Hachimiya Ahamada sy i Lova Nantenaina

Tsikaritra ny firoboroboan’ny sehatry ny sarimihetsika ankehitriny. Mivelatra manaraka izany ihany koa ireo hetsika entina ifaneraserana sy ifanakalozan’ireo samy eo amin’izany tontolo izany. Anisan’izany ny FIFOI, izay hetsika vaovao mampiray ny mpiangaly sarimihetsika aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Tanterahina ao amin’ny Nosy La Réunion, na­nomboka omaly hatramin’ny 12 Avrily 2024, ny […]

TARATRY ny KANTO

Fampisehoana talenta, tontosa tetsy amin’ny IFM Analakely, ny sabotsy teo, ny fihaonana mahakasika ny poezia slam. Hetsika nokarakarain’ny Mada­gaslam, sampana Antananarivo. Maro ireo nandray anjara tamin’izany, nahitana ankizy sy tanora ary olon-dehibe. Maimaimpoana ny hetsika ary anisan’ny nahasarika olona maro. Dihy nampisehoana ny andron’ny faha-mpanjaka. Naseho an-dapihazo tetsy amin’ny Cercle […]