kolon-tsaina

Hiverina an-tsehatra … :“Efa misy tetikasa ato ho ato”, hoy i Lalie

Aman-taonany maro no tsy niaka-tsehatra i Lalie. Tsy niala lavitra tamin’ny mozika anefa izy nandritra izany. Tapa-kevitra ny hiverina tanteraka kosa ity mpanakanto ity amin’izao… “Amin’io seho io no ahitantsika taratra ny tohiny”, hoy i Lalie. Fampisehoana izay hataony ny zoma 23 desambra izao, etsy amin’ny Le Galet Manakambahiny io […]

Boky vaovao : nivoaka ny «Maroandavaka»

Notanterahina ny asabotsy 17 desambra teo, tao amin’ny Espace Kolo Kanto Parc de l’Est Antsirabe ny famoahana ny “Maroandavaka”, boky mirakitra haisoratra novolavolain’ny aingampanahin’ireo poeta 9 mianadahy (Lamz, Riana, Ni-Avatsa, Aloka Mi­serana, Ny Avo Elabakaka, Tsiky Sesehena, Aingan’ny Ala, Patrick Teddy ary i Faniry Ezeckiel. Avy amin’ny Faribolana Sandratra sampana […]

Fampianarana ambony sy kolontsaina : namoaka mpikabary 16 ny Club Vintsy Famelona

Tontosa ny asabotsy 17 desambra teo, tao amin’ny Grand amphithéâtre Degs, Oniversiten’Antananarivo ny famoahana mpikabary 16 mianadahy, notanterahin’ny Club Vintsy Famelona, ao amin’ny departemanta jeografia, fakiolten’ny teny aman-tsoratra, eo anivon’ity oniversite ity. Rehefa nianatra nandritra ny 7 volana, voafehin’izy ireo ny fototry ny kabary, ny kabary an-kasoavana sy an- karatsiana. […]

Faran’ny taona : manohana mpanakanto ny Airtel

Nandritra ny taona maro, tsy mitsahatra manohana ny mpanakanto ho fampiroboroboana ny kolontsaina sy fanohanana ireo mpanan-talenta miangaly azy ho an’ny vahoaka sy ireo mampiasa ny tambajotrany ny Airtel Mada­gas­car. Fetin’ny faran’ny taona «Prestigiuous time» hifampizarana amin’ireo mpanakanto avo lenta avy eto an-toerana na avy any ivelany. «Fanohizana ny efa […]