Isam-bolana, mampahafantatra mpanoratra iray ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Amin’ny alalan’ilay hetsika « Volana iray, mpanoratra iray ». Nosafidiana tamin’ity volana desambra ity i Ira na Rasoloherimandimby Eloi. Poeta sy mpanoratra ary mpampianatra izy. Nanomboka nanoratra ny taona 1986 ary isan’ireo mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra ihany koa nanomboka ny taona 1989. […]
kolon-tsaina
“Art plastique”: niavaka hatramin’ny farany ny fampiratian’i Olivia Bourgois
Mbola tena maro tokoa ny mpanatalenta amin’izao fotoana izao. Tsy mifidy taona na saranga fa manana ny maha izy azy avokoa ny kanto vokarin’izy ireo. Samy manana ny mampiavaka azy nefa samy kanto sy mahafinaritra avokoa. Nifarana ny alarobia 21 desambra 2022, teny amin’ny “Fondation H” Andraharo Antananarivo, ny fampiratina […]
Concert de Midi : seho tsotra nefa kanto
Tontosa ny talata 20 desambra 2022 teo, teny amin’ ny Institut Français de Madagascar na IFM , ny «134ème Concert Classique de Midi». Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum, nandraisan’ny Ensemble Vocal Hiraitra anjara, notronin’ny International Carol Suites. Matihanina tanteraka ny fikarakarana ary nanome seho mendrika sahaza izany ny mpandray anjara. Voatazona foana ny […]
Hetsika “One revolution” : Seho an-tsehatra ho an’ny zanaky ny lalana
Hanatanteraka hetsika lehibe, natao ho fanampiana ireo zanaky ny lalana ireo mpikambana ao amin’ny One revolution. Lohahevitra hitondrana izao fifanomezan-tanana izao ny “One revolution tia zaza andiany fahefatra”. Natao hampifalifaliana ireo zanaky ny lalana izany, amin’ ny alalan’ny seho an-tsehatra hatao ny 24 desambra ho avy izao, manomboka amin’ny 10 […]
Kabary – Fimpima 60 taona : hisy ny fifaninanana hira faneva
Taona 2023, hankalazaina maneran-tany ny faha-60 taonan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy (Fi.Mpi. Ma). Hisy, noho izany, fifaninanana hira faneva ho an’izay fankalazana izay. Tafiditra ao anatin’ny fepetra arahin’ny hira mifaninana ny fanajana ny sata mifehy ity fikambanana lehibe ity. Tonony amin’ny teny malagasy ka misy feon-kira mandravaka izany. Tsy voafetra kosa […]