kolon-tsaina

“Gospel Song competition” : Raikitra ny famaranana…

Hotanterahina ny alahady izao eny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy, ny fa­maranana fifaninanan-kira “Gospel Song competition”, ho an’ny eny Atsimondrano. Hifaninana amin’izany ireo antoko mpihira miisa valo nisafidy ny hanao Gospel raha hanao ny “Open” kosa ireo antoko mpihira valo hafa. Hi­faninanana amin’izany ny hira iray noforonina ary ny iray hira […]

Fiarovana ny tontolo iainana : hamoaka mpikabary ny Club Vintsy Famelona

Mihasimba ny tontolo iainana. Mila sahy sy mahay mandaha-teny ary maharesy lahatra ny fanarenana sy fiarovana ireo sisa tsy rava. Mila asandratra sy omen-danja sy hasina ny kolontsaina malagasy. Ireo mitambatra no anisan’ny nanosika ny Club Vintsy Famelona, ao amin’ny departemanta jeografia, fakiolten’ny teny aman-tsoratra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo hivoy sy […]

Kolontsaina Malagasy: mampahafantatra ny vakoka nentim-paharazana i Lovatiana Harinaivo

Mampiavaka ny firenena iray ny kolontsaina ananany. Maro ny firenena manary ny kolo­tsainy sy ny hasiny manoloana ny fanatontoloana. Maro koa anefa ny firenena mandroso miaraka amin’ny fanajana ny kolontsainy. Ao anatin’ny famerenan-kasina sy fampianarana ny fomba amam-panao sy soatoavina malagasy ny mpitahiry ny hasim-piandrianan’i Mada­ga­si­kara amin’izao fotoana izao. Misy […]

“Folle semaine de Noël »: handray seho roa ny IFM

Hiditra amin’ny andiany faharoa ilay hetsika « Folle semaine de Noël », karakarain’ny Institut Franco-Ma­la­gasy sy ny Fondation Akba­raly. Nampahafantatra ny hetsika izy ireo, omaly, tetsy amin’ny IFM Analake­ly. Fantatra nandritra izany fa seho roa no hatao amin’ity, samy ao amin’ny IFM Analakely avokoa. Ny voalohany ny zoma 16 desambra izao, manomboka […]

Fakafaka: Ny manana no manome !

« Ny valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza», hoy ny ohabolana Malagasy, manamafy io lamina voajanahary io. Tanora malagasy, tsy manaja raiamandreny. Ny zaza malagasy, tsy manaja mpampianatra, sns. Olona tsy manome hasina. Olona mpanivaiva… Ka izay ananany ihany ange no omeny e! Matoa tsy afa-manolotra haja amam-boninahitra, tsy manana izy izay. […]