8 marsa, Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Matoa tinapaka eran-tany io, omen’izao tontolo izao lanja ny vehivavy. Na izany aza, samy manana ny fombany sy foto-pisainany ny firenena tsirairay. «Ny hanambadian-kiterahana », hoy ny Malagasy. Tsy niala lavitra izay tokoa ny nandraisan’ny fiarahamonina ny vehivavy. Loharanon-taranaka hahazoana ny ho dimby sy […]
kolon-tsaina
Andriantseheno José Dominique: « Mizotra mankany amin’ny fahombiazana ny sarimihetsika malagasy »
Misy sady maro ny lesoka. Manaiky izany ny talen’ny ivontoerana ho an’ny sarimihetsika sy ny sarimiaina eto Madagasikara (ISSM), Andriantseheno Dominique. Nohamafisiny kosa fa efa mankany amin’ny lalan’ny fahombiazana ankehitriny ny sehatra, ary misy ireo paikady maro enti-miatrika izany. Gazety Taratra (*)Amin’ ny maha tomponandraikitra voalohan’ny rafitra mifehy ny sarimihetsika […]
TARATRY ny KANTO
Fondation H. Nifarana ilay fampirantiana « Mémoria : recits d’une autre Histoire », izay naharitra 10 volana, teto Antananarivo. Nahitana sanganasa 40 mahery, an’ireo mpanakanto 22 avy amin’ny firenena 11 aty Afrika izany. Nahatratra 140 000 teo ireo mpitsidika nanomboka ny 4 avrily 2024. Hihazo tanàna-dehibe any amina firenen-kafa indray ny fampirantiana, aorian’izao. […]
Jazz Club CGM/GZ: Hanakoako ny « Jazz Fiderana »
Hiavaka ny seho. « Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’i Jehovah. Haleloia ». Hanatanteraka io teny voarakitra ao anatin’ny Salamo io ny Jazz Club CGM/GZ. Amin’ny alalan’ilay fampisehoana « Jazz Fiderana » no hanehoan’izy ireo izany ny 16 marsa izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny FJKM Kristy Velona Andavamamba. Ho heno […]
Fampirantian’ny IKM : « Ny rakitry ny taniko Madagasikara »
Vanim-potoana mamelombelona ny maha Malagasy ao anaty izao. Misy amin’ireo fanao andavanandro no efa nolovaina tamin’ny fahagolan-tany. Voarakitra amina sanganasan’ny mpanakanto izy ireny, izay hatolotry ny Musée du Nord haranty ao amin’ny IKM Antsahavola, ny zoma 7 matsa hatramin’ny sabotsy 5 avrily ho avy izao. “Ny rakitry ny taniko Madagasikara” […]