«Izahay tao! ». Afaka mirehareha any aoriana any ireo tanora marobe, tonga nanatrika ny fampisehoana nataon’i Gazo sy La Fouine tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. Tsy latsaky ny 15 000 isa izy ireo no tonga nanatri-maso ireto mpanakanto malaza maneran-tany ireto. Hafanana efa niainany ny an’i La Fouine, izay efa teto tamin’ny […]
kolon-tsaina
Erick Manana sy Feo Gasy: Nampiavaka ny seho ireo mpihiragasy
Rasoalalao Kavia. Anarana tropy efa fanta-daza amin’ny hiragasy, izay mbola hitombo laza manomboka eto. Izy ireo no tena nampiaina sy nampiavaka ny fampisehoan’i Erick Manana sy Jenny ary ny tarika Feo Gasy, nandritra ny fampisehoana tetsy Mahamasina, omaly. Ilay doboka amponga sy jijin-dokanga toa ireny eny an-kianja ireny mihitsy no […]
Feo Gasy: Ho mpikambana i Rado
Heno sy hita anatin’ilay rakitsarin’ny «Voronkely hary elatra » an’ny tarika Feo Gasy i Rado Rajaonarison. Zanak’i Fafah Mahaleo izy ary anisan’ireo mandrafitra ny Mahaleo Taranaka. «Izay aho vao tafaraka tamin’i Rado fa tena latsa-dranomaso aho tamin’ny fandraisam-peo. Nandimby an-drainy izy na amin’ny feo na ny maha olona. Mino aho fa […]
« Guitares de Madagascar » : Tafaraka an-tsehatra i Teta sy i Chrysanto
Tafaraka ny samy andrarezin’ny fitendrena gitara. Hiray sehatra i Teta sy i Chrysanto. Samy nitrandraka zavatra maro momba ny gitara sy ny hira malagasy. Fampisehoana tsy fahita firy. Teta sy Chrysanto, samy havanana amin’ny fitendrena gitara. Samy nanao fikarohana lalina momba ny fampiasana sy famolahana ity zavamaneno vahiny ity ho […]
La Fouine sy Gazo: Seho iraisam-pirenena sy matihanina ny anio
Mpihira manana ny toerany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena no mandalo eto Madagasikara. Hanatanteraka fampisehoana, anio, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hitazona ihany koa ny maha izy azy. Fampanantenana lehibe roa sosona no azon’ireo mpankafy ny sanganasan’i Gazo sy La Fouine, omaly. Andaniny, avy any amin’ny Nas Prod mpikarakara ny fampisehoana, […]




