Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny Antsahamanitra, ny hetsika “Manal’azy vita Bacc”, andiany faha-30, niarahana tamin’ny tarika Olombelo Ricky, nokarakarain’ny Origina Event mg. Fahombiazana hatrany no azon’ny mpikarakara. Hetsika efa misy isan-taona izy ity ary mbola hitohy hatrany, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Zary lasa fanao ny “Manal’ azy vita Bacc” […]
kolon-tsaina
« Fehezan-kanto hafa mihitsy » : Nahaliana ny tanora ny hetsika
Tontosa omaly, teny amin’ny CCEsca Antanimena, ny fampisehoana « Fehezan-tseho hafa mihitsy”, nokarakarain’ny Onjampeo feon’Imerina. Mpahay kanto miangaly ny mozikan’ny taona 70 sy 80 no nanatanteraka izany, niaraka tamin’ny tanora mpamelo-maso ny gadona. « Tanjona tamin’izao hetsika izao ny hameloma-maso sy hampiroborobo ny kalo fahiny, izay mitondra fanabeazana sy kanto tokoa » hoy […]
Mahaleo – Princio – Samoëla : “Tsy mbola nisy tao anatin’ny 50 taona ity”, hoy i Dama
Seho nandrasan’ny maro iny. “Revirevy maty masoandro”, saingy tsy nangatsiaka mihitsy no natolotr’ireto mpanakanto samy mpivoy ny hira vokatry ny tany ireto. “Anio isika dia hiaina revy tsy mbola fahitantsika. Tsy mbola nisy tao anatin’ny 50 taona nisian’ny tarika Mahaleo, ka mahaiza mankafy tsara”, hoy ny nambaran’i Dama, vantany vao […]
AFT Andavamamba: tafaverina ny hetsika lehibe ho an’ny kilalaon-tsaina
Hotontosaina ny 7 hatramin’ny 19 aogositra 2023, eny amin’ny Alliance française (AFT) Andavamamba, ny hetsika «Salon des jeux de société» iarahany amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy. Kilalaon-tsaina malagasy sy vahiny maro samihafa no ho hita mandritra izany hetsika izany. Anisan’izany ny “échecs”, “dame”, “belote”, “loup garou”, fanorona, katro… Raha ny fandaharam-potoana, ny […]
Fialantsasatra lehibe : tsy milalao ny zaza malagasy
Ao anatin’ny fialantsasatra lehibe ny mpianatra. Ny ankamaroany, eo an-tanàna ihany. Tsy mivoaka ny trano. Io tranga io no ahatarafana fa tsy milalao na tsy mahay milalao na tsy ampy kilalao ny zaza malagasy. Mihiboka ao an-trano izy ireny : matory, mijery televiziona, manao «jeux»… Mandefa vinany eo am-pitoerana fotsiny. […]





