Tohin’ny fiofanana nampitain-davitra efa narahany amam-bolana maro, izay nanomboka tamin’ny tapatapaky ny taona 2024, miatrika fiofanana matihanina any Thailande, ny Tale teknika nasionaly eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Muay Thaï, Maître Razanajatovo Gildas. Fiofanana natokana ho an’ny mpitarika sy mpampianatra ny taranja Muay Thaï no hatrehany any an-toerana mandritra ny iray […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny minisitra Andriantsitohaina Naina, tany Ambositra, tamin’ny fametrahana samboady ireo ben’ny Tanàna fa ilaina ny haitarika na kely aza ny hoenti-manana. “Ny fitondrana fanavaozana sy ny fahaizana mitantana no soritra hita voalohany amin’ny fomba fiasa. Ilaina sahy amin’ny fanapahan-kevitra ary tokony ho hentitra sy marina”, hoy izy ny zoma teo. […]
Fahaiza-mitarika ara-politika aty Afrika : Azon’ny filoha Rajoelina Andry ny amboara
Niakatra ny sehatra avo tamin’ity fifaninanana nokarakarain’ny gazety boky « African Leadership Magazine – ALM » ny filoha Rajoelina Andry. Voafidy ho “Leader politique africain de l’année” na mpitarika politika mendrika aty Afrika ny tenany rehefa nahazo salanisa ambony indrindra, maherin’ny 65% raha 20% ny azon’ny filohan’i Seychelles ary 13% mahery kosa […]
Tena mila jerena
Hanao ahoana ny fiainam-bahoaka? Tsy hita be ihany… Tsy mahafa-bela, ohatra, ny tsy fandriampahalemana, ny fidangan’ny vidim-piainana, ny tsy fisian’asa… Ny orana amin’ny famokarana aza, iri-mahory fa tafahoatra amin’izay ilaina. Hanao ahoana ihany? Na ahoana na ahoana, tsy maintsy atrehina madavantaona ny fiainana isan’andro. Eny, na eo aza, ohatra, […]
Ben’ny Tanàna novonoina: Notifirina teo amin’ny tendany Rasazy Narindra
Maty notifirin’ny jiolahy teo amin’ny tendany Rasazy Narindra, izay vao lany ho ben’ny Tanàna raha avy namonjy ny fametahana ny sambohadiny. Voalaza fa vela-pandrika sy vono olona nomanina no nanjo azy, afakomaly tao Itremo. Teny an-dalana avy namonjy ny nampisalorana azy ny samboady tao Ambositra, ny alakamisy 20 febroary teo, […]