Nisongadina indray i Madagasikara tamin’ilay fifaninanan-kira « The Voice of Africa » Manana tetikasa maro i Val taorian’ny nahazoany ny laharana faharoa. Hikarakara fifaninanan-kira goavana ho an’ny tanora malagasy, hanangana trano famokarana, fa indrindra hamoaka hira amin’ ny teny malagasy entina eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena. Ireo no anisan’ ny tetikasan’i Val […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Mananosarotra ny fandrindrana ny fitantanam-bolan’ny ankamaroan’ny tokantrano amin’izao fotoana. Hiditra tsy ho ela ny mpianatra, miakatra manaraka izay ihany koa ny vidin’ny fitaovam-pianarana sy ny saram-pisoratana anarana. Ankilany, manomboka miakatra ihany koa ny vidim-bary eny an-tsena. Nandray delegasionina roa ny Fivmpama ny zoma teo. Anisan’izany ny delegasionina avy amin’ny FAO, […]
Vak’ranty : Tetezana ho amin’ny tsena iraisam-pirenena
Hampiroborobo ny vokatra eto an-toerana, mitady tsena vaovao, hampitombo ny vokatra aondrana ary manararaotra ireo tombontsoa eo amin’ ny tsena afrikanina sy iraisam-pirenena. Ireo no tanjona napetraka nandritra ny Foire économique Vak’ranty natao ny 13 ka hatramin’ny 16 aogisitra teo, tao Antsirabe. Nandritra ny roa andro, nifanakalo hevitra tamin’ireo mpisehatra […]
filan’ny tantsaha : Manohana ny minisitera
Miroso amin’ny fanamafisana ny vokatra sy ny fidiram-bolan’ny tantsaha ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo. Laharam-pahamehana ny fampiakarana ny vidim-bokatra, ny fanomezan-danja ny vokatra eto an-toerana ary ny fanokafana lalam-barotra. Nihaino ny hetahetan’ireo tantsaha tanora mpitarika avy amin’ny faritra 12 ny minisitera, ny zoma teo, tamin’ny alalan’ny Formagri, vovonam-pikambanana […]
Angovo azo avy amin’ny rivotra : Am-perinasa ireo turbines 19 ao amin’ny Faritra Anosy
Niasa nanomboka ny volana jolay teo ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rivotra voalohany eto Madagasikara. Tetikasa vokatry ny fiaraha-miasan’ny QMM sy ny Cross Boundary Energy (CBE). Dingana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny fampiasana ny angovo madio ny tetikasa. Manamafy ihany koa ny vina apetraky ny QMM amin’ny fitrandrahana lovain-jafy. Ankehitriny, am-perinasa […]





