Taratra

Minisiteran’ny Foloalindahy : Nahazo fampitaovana avy amin’ny fanjakana sinoa

Notontosaina teny amin’ny minisiteran’ny Foloalindahy (MFA), omaly, ny lanonana telo sosona ao anatin’ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’i Madagasikara sy Chine amin’ny alalan’ny MFA sy ny masoivohon’i Chine eto Mada­gasikara. Voalohany, ny fitokanana ny trano fampianarana teny vahiny, indrindra ny teny “mandarin” eo anivon’ny sampandraharahan’ny serasera ao amin’ny MFA. Izao fanavaozana […]

Ivato: Indianina tratra nitondra volamena 1,6 kg

Tratra teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo, omaly, ny lehilahy teratany indianina iray nitondra vovo-bolamena milanja manodidina ny 1,6 kilao. Saika handray ny sidina ET lah-852 ho any Dubai ity mpandeha ity, saingy nampiahiahy ny sampandraharahan’ny Fadintseranana ny fihetsiny. Tamin’ny alalan’ny fitsirihana ny vatana, ny fitaovana « bodyscan » no nahitana fonosan-javatra […]

Anosizato Atsinanana : Maty voatifitra Rasolobe, mpanendaka ikoizana

Tsy namelan’ny polisy raha tsy lavo Rasolobe, mpanendaka ikoizan’ny maro. Efa ela nampihorohoro ny mponina eny Anosizato Atsinanana sy ny manodidina . Lavon’ny balan’ny polisim-pirenena avy amin’ny Sag (Service anti-gang) tetsy Anosizato Atsinanana, omaly atoandro tamin’ny 2 ora latsaka fahatelony teo, Rasolo be feo. Anisan’ireo mpanendaka gagilahy sy mpampihorohoro ny […]

Fandrantoana fianarana any ivelany: Be mpisafidy ny mankany France sy Canada ary Etats-Unis

Ny vehivavy no tena tia mandranto fianarana any ivelan’i Madagasikara. Mahasarika ny an­ka­maroan’ny tanora ny mandeha any France, Canada ary Etats-Unis. Mahasarika ankizy sy tanora malagasy maro ny manohy fianarana any ivelan’ny Nosy, raha ny fanadihadiana natao. No­finofin’izy ireo hatrany kosa ny handrato fianarana any ivelany noho ny eto Madagasikara. […]

« Tropic’Awards 2025 »: Fahombiazana tanteraka ny hetsika

Manome fotoana sahady ho an’ireo mpisehatra eo amin’ny fizahantany amin’ny taona ho avy ny agence Tropi’Com amin’ny hetsika «Tropic’Awards 2026» taorian’ny andiany voalohany natao teny amin’ny Canal Olympia teny Andohatapenaka, ny sabotsy teo. «Fahombiazana tanteraka ny hetsika ary mbola vonona hanatsara ny ezaka vita izahay», hoy ireo mpikarakara. Anisan’ny fanatsarana […]