Mihatanora ireo olona mitondra ny tsimokaretina VIH/ Sida amin’izao fotoana. Nivoitra izany nandritra ny fifampizarana nataon’ireo mpiantsehatra, omaly, ary nohamafisin’ny ONG Réseau Mad Aids. Tokony haverina ny fanabeazana ara-pananahana ho an’ny tanora any an-tsekoly hamantarany ny fiarovan-tena sy ny tokony hataony manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina VIH/Sida. Mila omena fahalalana amin’ny […]
Taratra
Fanabeazana : mpianatra 3 000 hisitraka tetikasa « Ankizy Mihary »
Natomboka tao amin’ny CEG Amborovy Mahajanga ny tetikasa « Ankizy Mihary », tamin’ity herinandro ity. Mpianatra eo anivon’ny sekoly ambaratonga faharoa miisa 3 000 mahery manerana ny Nosy no hisitraka izany. Tanjona ny hikatsahana famoronana asa, toy ny asa tanana, rary rafia, ny fiompiana trondro anaty dobo… Mba tsy hiantehitra amin’ny fitadiavana […]
Ho an’ny boriborintany enina sy Avaradrano : hanatona vahoaka ny tolotra fahasalamana maimaimpoana
Tolotra fahasalamana faobe fahatelo, miaraka amin’ny fitarihan’ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, sady reny mpiahy ny fahasalamana, no hanohizana ny hetsika hiadiana amin’ny herisetra mandritra ny herinandro eto an-dRenivohitra sy Avaradrano. Nosantarina omaly, teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fanomezana tolotra fahasalamana manakaiky vahoaka fahatelo, eo ambany fitarihan’ny vadin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Ao anatin’ny fahavaratra tahaka izao no hamoronan’ny mpihiragasy ny renihira. « Tsy maintsy omena hira vaovao ny mpijery hiragasy. Raha tsy mahavita izany ny tarika mpihiragasy iray, sarotra ho azy ny ahita na ny hanao adin-kiragasy », hoy i Dadafara Ramilison. Ny asa famoronana tahaka izany no anisan’ny mampisy aina ny tontolon’ny […]
Serge GPE sy tarika Lay : raikitra ny « Mi-Rock and Folk »
Seho tsy fahita firy! Hotanterahina ao amin’ny La Cabane Andavamamba, ny sabotsy 7 desambra izao, manomboka amin’ny 5 ora hariva ny «Mi-Rock and Folk», ahitana ny tarika Serge GPE sy ny tarika Lay. Samy hanao ny hirany izy ireo. «Ankoatra ireo hira nahafantarana anay hatramin’izay, amin’io fotoana io ihany koa no […]




