Famohazana, famelomana, fanandratana, fampitiavana ary fanapariahana ny hira malagasy. Mitovy tanjona ny tarika zandry Gasy sy ny M’iray Kalo amin’izay, ka nahateraka ny tetikasa “Kalo Gasy… Iray fitempo”. Fampisehoana izay hotontosaina ny sabotsy 30 novambra izao izy ity, eny amin’ny Arena Ivandry. “Kalo Gasy”, satria hifandimby an-tsehatra ao ny ba […]
Taratra
«Slam national XV» : vahiny maro no handray anjara amin’ny hetsika
Mivoatra sy mihatsara ary miha matihanina hatrany ny hetsika “Slam national”. Miditra amin’ny andiany faha-15 ny hetsika amin’ity taona ity. Hampiavaka izany ny fisian’ireo vahiny mpiangaly “Slam poèsie” maro manana ny lazany maneran-tany sy manana ny maha izy azy eo anivon’ny firenena niaviany. Anisan’izany i Marc Smith avy any Etazonia, […]
Dihy sy hira malagasy, kabary… : hanohy ny lalany ny Zanabaliha
Maro ny efa vita… Tsy vitsy ireo mbola miandry! Ny fahitana izany no nahatonga ny fanapahan-kevitra fa hanohy ny lalany ny Zanabaliha. Sokafana avy hatrany ireo sampana efatra misy ao aminy. Fony fahavelony, nandray anjara goavana tamin’ny fampivelarana sy fanomezan-kasina ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ny Pr. A. Rakoto […]
FANTINA sy FINTINA
Vory lanona ny vahoakan’Ambohimirary, omaly, nihaino ny kandidà Harilala Ramanantsoa, nandritra ny fampielezan-kevitra nataony teny amin’ny boriborintany fahadimy. Tao anatin’izany no niresahan’ity kandidà ity tamin’ny vahoaka sy nampanantenany ny fanovana ho tombontsoan’ny vahoaka sy ny tanànan’Antananarivo. Hisy ny adihevitra iarahana amin’ny kandidà milatsaka hofidina ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, eny […]
Fiatrehana fifidianana : 55% amin’ny distrika no efa nahazo fitaovana
“Amin’izao, 55% amin’ny distrika manerana an’i Madagasikara no efa nahazo entam-pifidianana”, hoy ny lehiben’ny sampandraharaha misahana ny lojistika momba ny fifidianana eny anivon’ny Ceni, Ramangalahy Tsiry, teny Alarobia, omaly, ny amin’ny fiatrehana ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna amin’ny 11 desambra. Aparitaka eny anivon’ny distrika sy ny kaominina ireo […]




