Notontosaina teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny tanora Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, ny hetsika Yoga voalohany niarahana tamin’ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS). Tonga nandray anjara sy niatrika izany, teny an-toerana, ny minisitra, Marson Moustapha Abdulah. “Taranja iray manala ny vesatra rehetra niainana rehefa miasa mandritra ny […]
Taratra
DAKA AN-JORONY: Tononkira tsy misy feony
Tsy kanto ny hira iray raha tsy misy tonony sy feony ka raha tononkira tsy misy feony dia toy ny miventy tsy amin’amponga. Raha ampifandraisina amin’ny fanatanjahantena izany dia toy ny miteny hoe: Manana ekipa fa tsy misy mpilalao na manam-baolina fa tsy misy kianja. Betsaka ny azo tanisaina fa […]
Tenisy – Afrika Aostraly U14 / U16: laharana fahefatra ny Akomba de Madagascar
Tsy nitsanga-menatra ny Akomba de Madagascar eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Aostraly, taranja tenisy, ho an’ny sokajy zandriny U14 sy 16, lahy sy vavy. Nitana ny laharana fahefatra ka tafiditra ao anatin’ny «Top 4» ny Malagasy, tamin’ity. Nifarana ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianja Windhoek Namibia, ny […]
Sombim-baovao
Rehefa niala tao amin’ny klioban’ny Fosa Juniors Boeny i Carlos, fantatra ankehitriny fa nifindra lasy ao Seychelles. Nahita fifanarahana amin’ny ekipan’ny La Passe FC ity Malagasy lohalaharana ity. Efa mpilalaon’ny Jet Mada, Jet Kintana, CFFA Andoharanofotsy ary Fosa Jr i Carlos, fony izy teto Madagasikara. Anisan’ireo mpilalao nandrafitra ny Barea […]
Basikety-2025 : fifaninanana iraisam-pirenena 6 miandry ny Ankoay
Fifaninanana iraisam-pirenena 6 no miandry ny Ankoay, eo amin’ny sehatra afrikanina sy maneran-tany, mety handraisan’i Madagasikara anjara avokoa. Voalohany, ny dingana farany amin’ny fifanintsanana hahazoana ny tapakilan’ny “Afrobasket 2025”, sokajy Seniors, lehilahy. Hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 21 hatramin’ ny 23 febroary izao. Aorian’ izay, hisy ny “Champions […]