Nanainga omaly, nihazo an’i Casablanca Maraoka, Ralevazaha Kevin, hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, eo amin’ny sokajy junior, latsaky ny 66 kg. Ny sabotsy 25 jolay izao ity Malagasy judokas, avy amin’ny klioban’ny Family Judo Club Antsirabe (FJCA) ity no hiakatra tatami. Niakatra kianja, nanomboka omaly, ny Ankoay lahy sy vavy, miatrika ny “Nations League […]
Taratra
Tsipy kanetibe : Lasa any Frantsa ihany ny Malagasy
« Ela ny ela fa lasa ihany !» Araka ny fanambarana hita tao amin’ny pejin’ny Fédération sport boule malagasy (FSBM), omaly, nahazo taratasy fahazoan-dalana hivahiny any Frantsa ihany ny delegasionina malagasy, ny zoma lasa teo. Raha ny fanadihadiana natao, miisa enina ny mpilalao handrafitra ny delegasionina, hiaro ny voninahitr’i Madagasikara, mandritra ny […]
ABL-U23 : Tanjona ny hahavitan’ny klioba iray lalao 9
Niditra tamin’ny andro faha-13, ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana izay tanterahina isaky ny faran’ny herinandro, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Fanamby efa napetraka hatrany am-piandohana, ho an’ny ligin’Analamanga ny basikety, ny hisian’ny lalao maro araka izay tratra, amin’ny sokajy […]
Olan’ny Jirama : Hatomboka any Antsiranana ny fanadihadiana
Ho famahana ny olana sedrain’ny orinasa Jirama, nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Niompanan’ izany ny mahakasika ny fanadihadiana ataon’ny depiote. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny sy ny filohan’ny Vaomiera mpanadihady mahakasika ny orinasa Jirama, Rakotoniaina Pety. Nanotrona azy ireo mpikambana ao […]
Nahavita lalao 37 : Tsy resy mihitsy ny La Furia Roja Espagne
Ekipa niavaka ny La Furia Roja Espagne, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Tsy nisy naharesy izy ireo tamin’ny lalao rehetra nataony. Baolina tokana no hany tafiditra tao aminy. Nandrombaka amboara miisa efatra koa izy ireo. Vita izy izay! Any Maroc sy Espagne ary Portugal ny fotoana amin’ny […]





