Faharesena faharoa ho an’ny Barea de Madagascar, amin’ny ady tapakilan’ny “Can 2025”, ny omaly, tany Maroc. Lavon’ny Scorpion Gambie, 1 no ho 0, izy ireo. Ratsy ny vokatra azon’ny Barea de Madagascar, omaly, tao amin’ny Stade El Abdi Maroc. Resin’ny Scorpion Gambie, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny ekipa […]
Taratra
Taratra ny kanto
Tanterahina ao amin’ny Salle Albert Camus, IFM Analakely, anio tolakandro, ny fampisehoana “152ème Concert classique de Midi”. Hetsika karakarain’ny Madagascar Mozarteum, andraisan’i Fabio Rakotozanany, eo amin’ny fitendrena Piano, sy i Mino Rakotoarisoa, eo amin’ny fihirana. Lasan’i Laurino Gourio ny amboara « Prix meilleur documentaire court » nandritra ny fifaninanana Silicon Valley […]
“Fullmoon Dj Festival”: vahiny mpikosoka kapila maro andrasana
Misesy ny hetsika ara-javakanto any Toamasina. Taorian’ny “Star tour” sy mialoha ny “Makua Music Festivals”, handray ny “Fullmoon Dj Festival” ny renivohitry ny faritra Atsinanana, ny 18 sy ny 19 oktobra ho avy izao. Hetsika goavana eo amin’ny sehatry ny fanafanana alim-pandihizana izy ity, satria dia handray ireo vahiny mpikosoka […]
«Makua Festival Music »: hanetsiketsehana ny zavakanton’i Toamasina
Anisan’ny fameloma-mason’ny faritanin’i Toamasina, ataon’ireo olo-malaza avy ao aminy, ny « Makua Festival Music ». Zanak’i Toamasina avokoa ny miara-misalahy amin’ny fikarakarana azy ity. Hotanterahina ny 31 oktobra 2024 hatramin’ny 3 novambra 2024, manoloana ny Lapan’ny Tanànan’i Toamasina, ny « Makua Festival Music », andiany voalohany. Hetsika karakarain’ny kaominina an-drenivohitr’i Toamasina miaraka amin’ny Makua […]
INDRAY MIJERY
Ny diabeta sy ny ativava indray no lohahevitry ny fampianarana ho an’ireo olona diabetika hatao eny amin’ny Amadia Faravohitra, ny sabotsy izao. Natao ho an’ireo olon-dehibe manana toe-tena diabetika indray ny fifampizarana amin’io. Mila kolokoloina ny ativava na dia ho an’ny olona salama aza. Mivaivay ny doro tanety any amin’ny […]




