Natomboka omaly, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny famolavolana sy fandrafetana ny drafitra vaovao nasionaly II (PNA II) mahakasika ny ady amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona ho an’i Madagasikara. Miara-mifanome tanana amin’izany ny governemanta iray manontolo, amin’ny alalan’ny minisitera samihafa sy ireo mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika ary ny sehatra tsy […]
Taratra
Lakandrano Anosibe : tsikafona 4 000 m3 esorina
Manohy ny asa fanadiovana ny lakandrano ny tetikasa Produir. Manala ny tsikafona manafotra ny lakandrano ao amin’ ny Bassin tampon eny Anosizato ny ekipa amin’izao fotoana. Tsikafona 4 000 m3 no hoesorina eny an-toerana. Mandalo an-tanan-tohatra ny fitaterana izany tsikafona izany eny amin’ny tobim-pako Andralanitra mba tsy hanelingelina ny fifamoivoizana […]
Nahitana trangana kitrotro 6 tao Ambositra : ankizy 10 267 487 hisitraka vaksiny manerana ny Nosy
Natao tao Ambositra an-tampon-tanàna ny fanombohana ny hetsika fanaovam-baksiny faobe hiarovana ny ankizy latsaky ny 5 taona amin’ny aretina kitrotro sy poliomelita. Hanatrarana ihany koa ny vaksiny rehetra ho an’ireo ankizy tsy mbola nahazo fatram-baksiny mihitsy hatramin’izay. “Distrika iray amin’ireo telo nahitana fiparitahan’ny valanaretina kitrotro, tamin’ity taona ity, ny teto […]
Fandraharahana: tanora 27 mianadahy vonona hiatrika asa
Nivoaka ny sabotsy teo, teny Ambatobe, ny tanora 27 mianadahy avy amin’ny andiany “Mamiratra”, nahavita fiofanana teo anivon’ny Future Leader Young with Potential (Fly-P) ao anatin’ny fandaharanasa Solika Groupe. « Tanjona ny hananana tanora mendrika eo amin’ny sehatry ny asa », hoy i Herisoalalao Natacha, reny mpiahy ny hetsika sady mpanorina ny […]
Mpandraharaha avy any Emirats: hisehatra amin’ny hotely lehibe sy sakafo
Nihaona tamin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly, teny Iavoloha, ny mpandraharaha avy any Emirats Arabo Mitambatra (EAU), Emmar Mohamed Al Abbar. Nilaza ny Filoham-pirenena fa fanta-daza maneran-tany amin’ny fandraharahana izy, indrindra ny lafiny fizahantany sy zavatra hafa maro. Maro ny fampiasam-bola nataony maneran-tany, toy ny nanovana an’i Dubai. Koa, voninahitra ho […]




