Taratra

« Foire internationale de l’agriculture » : hametraka birao tokan’ny fandraharahana ara-pambolena

Hampivondrona ireo mpiantsehatra samihafa ao anatin’ny tontolon’ny famokarana amina toerana iray ny hetsika “Foire internationale de l’agriculture”. Omena lanja manokana ny tantsaha ahafahany mampiroborobo ny vokatra ataony sy ny fiaraha-miasany amin’ny sehatra tsy miankina. Ambohipihaonan’ny fampandrosoana ny asa fa­mokarana ny hetsika “Foire internationale de l’agriculture” (FIA) andiany fahadimy. Hanome vahana […]

FANTINA sy FINTINA

Hanao fanambarana ny haha kandidà azy na tsia ny filoha Rajoelina, anio. Hotanterahina eny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina, Mahamasina izany ary hatrehin’ireo mpikatroka TGV, avy nanao kongresy sy ireo fikambanana na antoko politika hafa. Efa nanapaka ny hanolorana azy ho kandidà ny fihaonambe teny Ivato, omaly. Kandidà nanatitra […]

Fehinkevitry ny kongresy nasionaly : atolotry ny TGV ho kandidà ny filoha Rajoelina

Efa nampoizina. Tapaka tamin’ny kongresy nasionalin’ny TGV omaly, teny Ivato, fa ny filoha am-perinasa, Ra­joelina Andry no hatolotra ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Hiakiaka sy horakoram-pifaliana ny nandraisan’ny rehetra izany, fanambarana izany. Nirai­san’ireo mpizaika an’arivony hevitra niatrika izany fa tsy ampy ny fotoana tokony hitokanany ireo zava-bita. “Ta­hotra izany fampandrosoana […]

Lela roa !

  Ao anatin’ny fihetsiketsehana amin’ny fifidianana tanteraka i Madagasikara. “Roso itoy, tsa mipody koa” ! Efa tafakatra 17 be izao ny olona nanatitra antontan-taratasiny teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), omaly. Mihazakazaka ny mpanao politika na efa midangana dia midangana aza ilay anto-bola takina amin’izy ireo. Ndeha hatao […]

Fanahiana korontana: nahetsika hiatrana teto an-drenivohitra ny Emmo/Reg

Niatrana vao maraimbe tamin’ireo toerana samihafa teto an-drenivohitra, ireo mpitandro filaminana marobe, omaly. Voalaza fa ho fisorohana ny korontana ny anton’izany. Samy nahitana ireo eo anivon’ny Emmo/Reg ny teny amin’ny kianjan’ny 13 mey sy ny teny Analakely. Ny teny amin’ny manodidina ny Magro Behoririka ary koa ny kianjan’Ambohijatovo, ha­treny Ankatso. […]