Taratra

Fitantanana sy fampandrosoana : mampitovy fijery ireo sekretera jeneralin’ny minisitera

Nitondra ny heviny ny sekretera jeneralin’ny fiadidiana ny Primatiora momba ny fitantanan-draharaham-pirenena. Mila mampitovy fijery ireo sekretera jeneraly, araka ny fanazavany. «Atao izao fivoriana izao mba hahazoana mampitovy ny fomba fijery sy mifanakalo hevitra amin’ny hanatsarana ny fomba fitantanana ny raharaham-panjakana amin’ny ankapobeny, indrindra ireo tetikasan’ny filohan’ny Re­poblika». Izany ny […]

mitety mpivarotra : roa lahy nahatrarana vola sandoka

Voasambotry ny zandary ny mpisoloky roa lahy mpa­naparitaka vola sandoka tao Tsaramody, kaominina Man­drosohasina, distrikan’An­tsirabe II, afakomaly. Nitondra vola sandoka roa alina miisa 10 izy roa lahy. Manatona mpivarotra, mody mividy zava-pisotro ireto mpisoloky ireto. Manome ny vola sandoka ary mahazo vola fameriny. Mifin­dra mpivarotra hafa indray izy ireo aorian’izay. […]

Lozam-piarakodia: nandriaka ny ra, vehivavy roa maty

Olona roa matin’ny lozam-piarakodia ny faran’ny herinandro teo. Ny iray vehivavy nofaohin’ny kamiaobe teny Malaza (RN1) mialoha ny hiditra an’i Fenoarivo, raha tany Farafangana (RN12) kosa ny vehivavy iray faharoa… Nampihoron-koditra! Vehivavy iray avy nian­tsena no maty tsy tra-drano nofaohin’ny kamiaobe teny Malaza, ny sabotsy hariva teo. Handeha hody izy […]