Taratra

« Nofy maitso » : mitaona ny olona hikajy ny tontolo iainana

Hotanterahina ny 11 hatramin’ny 17 novambra 2024, any Toamasina, ny “Nofy maitso- festival Slam poésie et écologie», andiany fahatelo. Tanora mpiangaly ny Slam miisa roa isaky ny faritany no handray anjara amin’ny fifaninanana. Miisa efatra ny lohahevitra hifaninanan’izy ireo ao anatin’izany. Ankoatra izay, hisy koa ny fanentanana sy fampisehoana. Tanjona […]

Seho goavana etsy Mahamasina : hanome sehatra ireo tanora malagasy i Dadju sy i Tayc

Tsy handalo fotsiny…Hametraka tantara ho an’ireo mpankafy azy eto Madagasikara i Dadju sy i Tayc, mandritra ny seho iarahan’izy ireo etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. 11 oktobra. Io ilay daty lehibe ho an’ny mpankafy an’i Dadju sy i Tayc eto Mada­gasi­kara. Efa sasa-miandry daholo rahateo ny ankamaroany, raha tarafina amin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nihaona tamin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, tetsy Anosy, omaly, ny ambasadaoron’ny Repoblika arabon’i Egypta, Rabab Saïd Abdou Abdelhadi. Voaresaka tamin’izany ny amin’ny fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta. Eo koa ny amin’ny fifanohanana amin’ny fifidianana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izay andraisana anjara. Nambaran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, i Mara […]