Taratra

INDRAY MIJERY

Hozaraina anio eny Anosy ny valin’ny fanadihadiana nataon’ny UNFPA momba ny mponina maneran-tany. Hisongadina manokana ny tatitra momba ny mponina aty amin’ny ranomasina indianina ahitana an’i Madagasikara. “Atsahatra ny tsy fitoviana misy amin’ny fananahana ara-pahasalamana sy ny zo mifandraika amin’izay”, io no lohahevitra noraisina. Nifanakalo traikefa sy niady hevitra mikasika […]

Vokatry ny rivodoza : olona 90 000 voatery nifindra monina

Nisy ny fanadihadiana momba ny fifindra-monina nataon’ny mponina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza roa, Batsirai sy Emnati, nandritra ny fotoam-pahavaratra 2022-2023. Nisahana ny fanadihadiana teny ifotony ny Orga­nisation internationale pour les migrations (OIM), niaraka amin’ny fanohanan’ny BNGRC ary nisy andiany efatra ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana, Vatovavy ary Fitovinany, hoy ny tomponandraikitry […]

Kalitaon’ny sakafo : miara-miasa ny minisitera sy ny FAO

Nanao soniam-piaraha-miasa tetsy Ambohidahy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Organisation des nations unies pour l’alimentation et de l’agriculture (FAO), omaly. Tetikasa haharitra roa taona, hamafisina ny fanaraha-mason’ny kalitaon’ny sakafo sy hanatsarana ny fiarovana ny sakafo eto Madagasikara. Tanjona ny hisorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo eo amin’ny vahoaka malagasy. “Zava-dehibe ny resaka sakafo […]

Taona 2023 : 17 000 ireo mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida

Mila hamafisina amin’ny sokajin’olona rehetra mihitsy ny fanentanana hanao fitiliana ny tsimokaretina VIH/Sida manomboka izao. Misy ireo mitondra ny tsimokaretina mandehandeha eny, tsy mahafantatra ny toe-tenany akory, mamindra…. Fantatra nandritra ny atrikasa natao teny Anosia­varatra, omaly, fa miisa 17 000 ireo olona voaporofo tamin’ny alalan’ny fitiliana fa mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida […]

Fivahinianana Masina: nentina am-bavaka tany La Mecque i Madagasikara

Miisa 40 ireo Malagasy nia­trika ny fivahinianana Masina natao tany La Mecque, any Arabie Saoudite, herinandro vitsy lasa izay. Anisan’ireo voafidy sy voasa manokan’ny mpikarakara ny lefitry ny lehiben’ny fonjan’i Tsiafahy, i Char­les Arnaud Ioussouf. Namba­rany amin’izao andro voalo­han’ny kalendrie silamo izao fa zava-dehibe amin’ny fitsinjovana ny hoavin’ny olombe­lona mino […]