Tsy nisy aina intsony, lehilahy 23 taona hita faty teny amin’ny fokontany Ambatotokana, kaominina Talatamaty, distrika Ambohidratrimo, afakomaly. Tsikaritry ny mpandalo vao maraina ny fisian’io olona io nitsirara tamin’ny tany. Efa niankohoka, navadiky ny nanatri-maso izy saingy efa tsy niaina intsony. Taitra ireo nanatri-maso ka niantso ny tomponandraikitra eo anivon’ny […]
Taratra
Ambohimanga Rova: mpiambina maty nodarohana tamin’ny biriky
Nofatoran’ny telo lahy sady novelesina tamin’ny biriky ny mpiambina tanàna misy fiompiana kisoa, maty tsy tra-drano, tao amin’ny fokontany Ambohitrandriamanjaka, kaominina Ambohimanga Rova. Nofatoran’ny telo lahy sady novelesina tamin’ny biriky ny mpiambina tanàna misy fiompiana kisoa, maty tsy tra-drano, tao amin’ ny fokontany Ambohitrandriamanjaka, kaominina Ambohimanga Rova. Hita faty tao […]
KORONTANA AMIN’NY 26 JONA: mampitandrina izay mikasa ny hanakorontana ny Emmo-Nat
Mazava ny toromarika ! Fety tsy misy korontana manerana ny Nosy. Hentitra ny Emmo-Nat, mampitandrina izay mikasa ny hanakorontana. Fankalazana amim-pirahalahiana sy milamina no andrasan’ny mpikarakara amin’ny fankalazana ny fetin’ny Fahaleovantena, rahampitso, etsy Mahamasina sy ireo distrika eny anivon’ny faritra. Miisa 3 077 ny mpitandro filaminana hahetsika amin’ny fiarovana ny toerana. […]
« Star Tour Antananarivo »: nahasarika mpankafy maro ry AmbondronA
3 andro an-danonana ny tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny faran’ny herinandro teo. Tontosa ary nahatratra ny tanjona ny « Star Tour » andiany faharoa tamin’ity taona ity, ho an’Antananarivo. Tsy nahasakana ireo mpiala voly ny hatsiaka, satria nampafana hatramin’ny farany ny fety. Raha hanaovana jery todika ny lanonana nandritra ny […]
Tantara « Galifantsy »: hoentin’ny Rohikanto an-tsehatra
Ny feo efa tsy zoviana amin’ny mpanaraka tantara an’onjampeo. Nirafitra ho tarika iray ireo mpanakanto mpamelona tantara fihaino, ka nanangana ny Rohikanto : Arikom’s Randria, Hanjariliva, Ony Mihajanirina, Vanintsoa, Arlivah, Christophe Rabearimanana ary i Lemec. Nandritra ny fotoana elaela izay, niroso ihany koa tamin’ny seho an-tsehatra izy ireo fa tsy […]




