Taratra

“Grand Prix d’Ilakaka”: hafana ny fifanandrinana eo amin’ireo sangany

Afaka andro vitsy, hiatrika fifaninanana goavana indray ireo Malagasy mpilalao Motocross. Hotontosaina any Ilakaka, ny alahady 23 jona 2024 izao, ny dingana fahafiton’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Grand prix d’Ilakaka MX des saphirs”. Hafana ny lalao amin’io, indrindra ho an’ny sokajy “MX1”, misy an-dry Claudio Tida sy Mathias Plantive. […]

Tolona – Beach Werstling : Atleta mianadahy hiaro ny voninahitr’i Madagasikara

Handray anjara amin’ny tolona ambony torapasika i Madagasikara. Hatao any Sénégal, ny 22- 23 jona ho avy izao. I Mioranirina Dina Tsilavina sy Randrianatoandro Faly Hery no solotena hiatrika izany. Hotontosaina any Dakar, renivohitr’i Sénégal, ny 22 hatramin’ny 23 jona ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika amin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Miisa sivy ireo sekretera jeneralin’ny prefektiora notendrena tamin’ny filankevitry ny minisitra natao teny Iavoloha, afakomaly. Anisan’izany ny any Miarinarivo, Antsirabe, Toamasina. Ny any Ambaton­drazaka, Fianarantsoa, Ambositra. Teo koa ny fanendrena ny sekretera jeneralin’ny prefektioran’i Toliara sy Mananjary. Mitaky hatrany ny hirosoana amin’ny fikaonandoham-pirenena ireo eo anivon’ny Antenimieran’ny raiamandreny foko. Nambaran’izy […]

Lay Far – Maman Olga Rajoelina : « Hanova ny fanaovana politika izahay »

Manana depiote efatra voafidy vonjimaika ho eny amin’ny Antenimiera ny fikambanana Lay Far, Maman Olga Rajoelina. Nambaran’ny filoha mitarika izany, Rakotoniaina Mamitiana, omaly, tetsy 67 ha, fa manohana sy miara-dalàna amin’ny filohan’ny Repoblika izy ireo ka hametraka vondrona parlemantera eny Tsim­bazaza, hipetrahan’ny fitoniana eto amin’ny firenena. « Hanova ny fomba fanaovana politika […]

Samy amin’ny adiny

  Andaniny, nangingina ny mpanao politika tao anatin’ny andro vitsy izay. Samy maka saina sy mikononkonona ny paikadiny manokana mialoha ny vokatry ny HCC. Na ireo avo feo sy ny tsy manaiky resy mora foana aza efa samy nanakombom-bava. Ny fifampiangana madinidinika sy ny fifampihantsiana ankolaka no mandeha any ambadika […]