Nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, teny Anosy, omaly, ny biraon’ny fikambanan’ireo manam-pahaizana momba ny fitantanan-draharaha, ADHEA. Maneho fahavononana hitondra ny anjara birikiny amin’ny lafiny fitantanan-draharaham-panjakana sy nampahafantatra ny fijoroan’ny ADHEA ny filohany, Ramanantsoa Andriamahafaly Rado, omaly, tetsy Anosy. Tanjona ny hitondra fahaiza-manao amin’ny […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Nisokatra nanomboka omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 13 avrily 2024, eny amin’ny Aft Andavamamba, ny “Vao mangiran-dratsy”. Fampirantiana karakarain’ny Plum’art, hanandratana sy hanomezana sehatra ireo mpiangaly sary vao misandratra, izy ity. Ankoatra izay, anisan’ny hanamarihina ny faha-10 taonan’ny fikambanana ihany koa ny hetsika. Efa ao anaty fanomanana sy […]
« Spectacle stand-up »: ho avy eto Madagasikara i Rodrigue
Ho avy eto Madagasikara i Rodrigue, teratany frantsay mpanao hatsikana sady kalaza amin’ny fampihomehezana. Seho tsy mbola mahazatra ny Malagasy loatra, fa efa iainan’ny mpijery any ivelany no hoentiny amin’izao diany izao. « Spectacle stand-up ». Izy irery no hiakatra sehatra hanatontosa ny fampihomehezana. Tsy misy zavatra na fitaovana maro kanefa vitan’i Rodrigue […]
Semaine Flamenco : hisehatra i Raul Rodriguez sy Christian
Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (Aft) Andavamamba, rahampitso, ny fampisehoana « Jam Session », iarahana amin’i Raul Rodriguez sy i Christian de Moret ary ny AF Jazz. Hetsika tafiditra anatin’ny «Semaine Flamenco de Madagascar », andiany fahenina. Seho avo lenta sy matihanina no entin’ny mpikarakara, miaraka amin’ireto vahiny mpanakanto manana ny maha […]
Unesco – Harembakoka sy fahaiza-mahandro: natao tany Vatomandry ny « Lakozia mitety sekoly »
Babon’ny fahaizan’ireo ankizy nikarakara sy nahandro ny soanambo ny Cheffe Henintsoa sy ny mpikarakara… Nandritra ny hetsika “Lakozia mitety sekoly” tany Vatomandry no nahitana izany fanomezan-kasina ny harembakoka sy ny fahaiza-mahandro izany! Tanjon’ny “Lakozia mitety sekoly” (LMS) ny fanabeazana ny ankizy momba ny harembakoka fonosin’ny fahaizana nahandro malagasy. Manana endrika fifaninanana eny […]




