Mitentina 418 805 Euros eo ho eo ny fanampiana ho fanohanana ara-bola ho an’ny taona fahatelo nisian’ny tetikasa “Fanampiana ho an’ny tetikasa madinika ho fitsinjovana ny maha olombelona”. Ny fitsinjovana ny fampanjarian-tsakafo ny ankizy no iompanan’ny fandaharanasa ao Atsimondrano. Natao ny alatsinainy teo ny sonia fiaraha-miasa mikasika izany. Nanatanteraka izany […]
Taratra
Toetry ny andro: ilaina ny antontam-baovao
Hanatanteraka hetsika iarahana amin’ireo mpisehatra momba ny toetr’andro ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetry ny andro. Manampy azy amin’izany ny mpiray miombon’antoka ho fankalazana ny andro maneran-tany ny 23 marsa ho avy izao. «Lohalaharana amin’ny hetsika mahakasika ny toetr’andro», ny lohahevitra nosafidiana. Hasongadina fa tsy misy hetsika momba […]
Tandindon-doza : manana drafitrasa fiomanana i Madagasikara
Zava-dehibe amin’ny fiatrehana ny loza ny fananana drafitrasam-pirenena. Misy ny fanentanana sy fanapariahana izany ataon’ny mpiantsehatra. Ho an’ny taom-pahavaratra 2023 -2024, nahafahana nampihena ny voka-dratsin’ny orambe sy ny loza ny fananan’i Madagasikara ny drafitrasam-pirenena. «Mahakasika ny fiomanana mialoha sy ny tandindon-doza izay nampiharina izany», araka ny fanazavan’ny tale jeneraly lefitry […]
SOMBIM-BAOVAO
Nahazo fandresena fahatelo, tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja Motocross indray, i Mathias Plantive ny alahady lasa teo teny Ambohidava. Marihina fa tamin’ity dingana fahefatra ity, mbola i Claudio Tida ihany no laharana faharoa. Araka izany, mbola eo amin’ny laharana voalohany hatrany i Mathias Plantive. Afaka tapa-bolana, hotanterahina […]
Lalao ara-pirahalahiana : nanomboka omaly ny fanazaran-tenan’ny Barea
Nanatanteraka fanazaran-tena tetsy amin’ny kianja «synthetique» Mahamasina, ny Barea de Madagascar, omaly. Efa tazana nanoman-tena niaraka tamin’ireo namany ny kapiteny, Raveloson Rayan. Toraka izany ny mpilalao mila ravinahitra any La Réunion, toa an-dry Berajo, Rojo Be, Ando Pro, Baggio. Raha ny vaovao voaray avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra […]




