“Raha tena fanjakana tan-dalàna tokoa i Madagasikara, ka tsy hakorontana ny zava-misy sy ny fiainam-pirenena: tokony hisy lalana ahazoana mivoaka sy ahitana ny marina any amin’ny fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko Vonona hijoro ho an’ny tanindrazana (VHT), Razanakoto Norbert, manoloana ny […]
Taratra
Dia mora ambakaina!
Asa re fa dia mahavariana ny mahita antsika Malagasy mifampiandry kendry tohina amin’ny fiainana ity. Mahavalalanina ny mahita ilay mifandramatra eny amin’ny tambajotran-tserasera Facebook. Ny tena zava-doza dia any amin’ny lohahevitra tsy mahasoa no mandany fahana isika mianakavy. Mifampivazavaza sy mifanasa vangy. Na olon-tsotra na ireo heverina ho manampahaizana sy […]
Fiarahamonim-pirenena Safidy : “Azo atao ny fitoriana fanalana an-daharana kandidà”
Nampahatsiahy ny momba ny fifanolanana ara-pifidianana na koa ny amin’ny fitoriana tokony hatao, ny eo anivon’ny Safidy tamin’iny fifidianana ben’ny Tanàna iny. Anisan’izany ireo dingana samihafa tokony harahina. Nambaran’izy ireo ao amin’ny pejy facebook fa afaka mitory eny amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana, “Tribunal Administratif – Taf”, ny […]
TSELATRA
Vehivavy iray nendahin’ny jiolahy teny Ambohijatovo, omaly hariva. Teo am-pilaharana hijery jiro izy no nosintonin’ireo mpanendaka ny poketra teny aminy. Nianjera tamin’ny arabe izy vokatry ny sinto-mahery nahazo azy. Finday sy vola no tao anaty poketra. Ranomaso sisa ny azy satria tsy afaka nijery jiro intsony. Dahalo mpangalatra omby lavon’ny […]
Mafy ny fiainana : Renim-pianakaviana matin’ny hanoanana
Nitsirara tamin’ny tany, renim-pianakaviana iray, 60 taona, namoy ny ainy tao Tanambao Toamasina, omaly. Mpandalo no nahita azy. Tsy nihetsika intsony ary nitsotra eo amin’ny tany izy. Nampiahiahy ny manodidina ny fahitana ilay ramatoa izay tsy namaly intsony ny fanairan’ny manodidina azy. Tsy nisy aina intsony, efa maty ilay ramatoa. […]