Nizotra ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Beach volley, fihodinana faharoa. Ekipa 24 no nifaninana niady ny amboara nandritra izany. Teo amin’ny vokatra kosa, voahosotra ho tompon’amboara i Willot sy Antonio, teo amin’ny sokajy lehilahy, rehefa nahazo ny fandresena nanoloana an’i Julio sy i Odilon, tamin’ny seta […]
Taratra
Tolona – Lalao olympika: raikitra ny fifantenana atleta ho any Dakar
Hotanterahina any Dakar, renivohitr’i Senegal, ny 31 oktobra hatramin’ny 13 novambra ho avy izao, ny Lalao olympika natokana ho an’ny tanora (JOJ 2026). Efa nanomboka ny sabotsy teo, eny amin’ny Gymnase Ankorondrano, ny fifantenana ny mpilalao hiatrika izany. Anisan’ny taranja handraisan’ny atleta malagasy anjara ny tolona eny amin’ny torapasika, “ Beach […]
Laharana fahatelo tsara indrindra: valo ireo firenena hisitraka izany
Hatramin’izao, tsy mbola misy ekipa afrikanina tafita amin’ny dingana ampaha-16-ndalana amin’ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ity. Ho an’ireo tsy tafiditra roa voalohany isam-bondrona, misy toerana valo hiadiana ho an’izay fahatelo tsara toerana indrindra. Firenena 7 no efa nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana ampaha-16-ndalana amin’ny “Mondial 2026”, tanterahina any […]
Indray mijery
Nanatanteraka atrikasa tany Fianarantsoa ny solombavambahoaka mpikambana ao amin’ny «Coalition parlementaire pour la vaccination» notarihan’ny filohan’ny Vaomieran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny fandrindram-piterahana, Dr Rajaobelina Lova Herizo. Adisisika momba ny fampandehanana ny «Fonds national pour la vaccination» mba ho tena rafitra iray afaka ampiasaina hanamora ny fividianana vaksiny eto Madagasikara no nodinihina […]
Dokotera Volatiana: nanampy traikefa tany Etazonia
Nanao fitsidihana voalohany tany Etazonia, tamin’ny alalan’ny fandaharanasa International Visitor Leadership Program (IVPL) ny Dr. Andriananja Volatiana, lehiben’ny sampan-draharaha misahana ny areti-mifindra ao amin’ny CHU Befelatanana. Nanatri-maso ny fahaiza-manao amerikanina tao amin’ ny Cleveland Clinic, iray amin’ireo ivontoeram-pitsaboana lehibe indrindra maneran-tany ny tenany. Misy fandriana fandraisana marary 6 000 isa. […]





